Litera M
Miaritra: (aritra) mt, p. (miareta): Mizaka izay mahazo: Mi. arltra ny hanoanana, 1 Mihafy sy mitozo amin'ny fahasahiranana…tohiny
Miaro: (aro) mt, p. (miarona): Manao Izay tsy hahavoazan' ny fahavalo, ny loza, ny ratsy: Miaro ny zanany amin'…tohiny
Miasa: (asa) mt, s, na mt, P. (miasd): Manao raharaha, misy zavatra atao: Ao ue i da_ danao, ry Ikoto? ?Ao…tohiny
Miatatra: (atatra) mt, s,: Mihinana mambosibosika, mandrapadrapaka, mandrepodrepoka: Nihinana niatatra teo izy…tohiny
Miatiaty: (atiaty) P.t.: Fano tafahoatra (kibo). / Enti-milaza famarana na sobika nofenoina zavatra ka efa avo…tohiny
Miatikatika: (atikatika) mt, s, na p.t.: Manao fihetsika mianjona kevokevoka kely,tohiny
Miato: (ato) mt, e, (miatoa): Mijanona kely eo antenatenan'ny asa atao, manapaka: Impolo niato izy vao vita…tohiny
Miatrika: (atrika) mt, p,: Mitodika mankamin'ny,,, mipetraka na mijoro eo anatrehan'ny,,. (Azo lazaina ho mitovy…tohiny
Miavaka: (avaka) mt, s, na p,t, (miavaha): Manana toetra manokana tsy itovizany amin'ny hafa: Takariva mia. naka,…tohiny
Miavela: (vela) mt, s,: Lasa. 1 Ka." Fomba fiteny mihaja ilazana ny hoe "mandeha mivalana", Mankany an-garaba7…tohiny
Miavona: (avona) mt, s. (miavdna): Mihevi-tena ho ambony ka manao ny sasany ho tsinontsinona. - Miavom-bava:…tohiny
Miavosa: (avosa) mt, s, sady p, t.: Mitoby betsaka miakatra, miavoavo, mivongovongo amin'nY toerana iray: Miavo.…tohiny
