Litera M
Mifandrotika: (fandrotika) mt. pf.: Mifandrovitra, miady mafy mifanao hotohoto.tohiny
Mifandrotra: (fandrotra) mt, s.: Mifatotra singory: Mora vahana io fa mifandrotra fotsin y.tohiny
Mifandrozana: (fandrozana) mt. s.: Tsy mifanara-kevitra, tsy mifanaraka; (raharaha) misavorovoro.tohiny
Mifanehatra: (sehatra) mt. s.: Mifanena.tohiny
Mifanelanelana: (elanelana) mt, s.: Enti-milaza zavatra na olona roa karazana, ka tsy a-tao misesy ny iray karazana…tohiny
Mifanena: (tsena) mt. pf. (mifanen?): Mifankahita sendrasendra toa nitsena ny iray ny iray; miara-tonga amin'ny…tohiny
Mifanendrika: (endrika) mt s.: Mifanaraka: Mifanendrika amin'ny akanjonao tsara ny kiraronao. ? Mitovy: Mitanendrika…tohiny
Mifanerana: (erana) mt. s.: Mitovy hatiana, lanja, habe: Mifanerana tsara amin'ny lohanao io satroka io fa vidio.…tohiny
Mifanerasera: (serasera) mt.pf. (mifaneraser?): Mifampihaona matetika, mifampikasokasoka.tohiny
Mifanesika: (sesika) mt. s.: Tonga na miditra mirohotra miaraka.tohiny
Mifanety: (ety) mt. pf. (mifanete): Tery dia tery noho ny habetsahan'ny olona mitangorona; mifanizina.tohiny
Mifangaro: (haro) mt. pf. (mifangaroa): Mitambatra ka tonga sarotra avahana: Nifangaro ny ondrintsika. ? Mitambatra…tohiny
Mifaninana: (inana) mt.pf. (mifanin?na): Mamplady fahaizana na tanjaka na hatsarana mba hahitana izay mana-na bebe…tohiny
Mifanindrana: na Mifanindrandalana (Indra na indranY) mt. s.: Mandeha milahatra tsy misy aloha sy aoriana: Nifanindran-dalana…tohiny
Mifanindry: (tsindry) mt. pf.: Enti-milaza zavatra roa ka ny iray eo ambonin'ny iray. ? h.o.: Enti-milaza zavatra…tohiny
Mifaninona: (inona) mt. s.: Manontany ny fifandraisana ara-pihavanana misy amin'ny olona roa: Nifaninona moa Andrianjafy…tohiny
Mifanintona: (sintona) mt. pf.: Mifandrirotra: Mifanintontady. ? Voan'ny fanintontsintona: Intelo no nifanintona…tohiny
Mifanipaka: (tsipaka) mt. pf. (mifanipaha): Mitovy amin' ny Mifandaka.tohiny
