Litera T

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Tenona: a: Fanaovana lamba amin'ny fampidipidirana karazan-kofehy roa: ny tenany mitsangana ary ny fahany mitsivalana:…tohiny
Tentenana: (tentina) mt. ih. (tenteno): Asiana loko mitsitentitentina: Notentenany lako maitso ny efitrano fandriany.…tohiny
Tentimora: a.: Taniravo atentina ny handrin'ny marary ho fanafody. tohiny
Tentina: a.: Fanasiana loko zavatra iray hanapentimpentina azy; fihosorana menaka na ranon-javatra amin'ny tarehy;…tohiny
Tentona: Mitovy amin'ny Taintona. tohiny
Teny: a.: Feo avoakan'ny vavan'ny olombelona, izay misy heviny: Tsy nanonona teny na dia indraim-bava aza…tohiny
Teny: p.mt.: Endriky ny p. mt. "eny" ilazana ny lasa: Nisy olona efa teny amin'ny vola-na ve tamin'ny tanna…tohiny
Teo: p. mt.: Endriky ny p. mt. "eo" ilazana ny lasa: Nipetraka teo anilan-drainy izy. tohiny
Teolojia: (fr. théologie) a.: Sampam-pahalalana ianarana momba ny fivavahana sy izay mikasika an'Andriamanitra,…tohiny
Tepany: a.: Sisiny ambony amin'ny pataloa manaraka ny fehikibony. tohiny
Tepo: sy Tepotepo a: Paipaika, dondbna matetika moramora, emponempona. - t.i.f.: Tafatepotepo /mitepotepo,…tohiny
Teraka: mt.: Vao nivoaka ny kibon-dreniny ka manomboka miaina eto an-tany: Vao teraka, hono, io zaza io dia…tohiny
Terena: (tery) mt. ih. (tereo): Potserina, fihinina: Notereko ny tanany ka nijafajafa izy. ? Atosika sady poretina:…tohiny
Terilatsy: a.: Rindrin-trano na-tao tamin'ny volo na zozoro izay nasiana sakany manapaka eny an-tenatenany mba…tohiny
Teronterona: a.: Fipetrahana amin'ny toerana avo, milingilingy; fipetrahana amin' ny toerana mihaja mora tazana;…tohiny
Tery: p.t.: Tsy malalaka ka toyny voageja ny zavatra ao anatiny: Tery ity kiraroko ity ka mahafadiranovana…tohiny
Tesa: (ante aho alohanao) a.: Fitenin'ny Ntaolo antitrantitra amin'ny zafikeliny, toy ny fitsofan-drano azy…tohiny
Tesaka: p.t.: Fisaka sady marivo aty. tohiny
Tesontesona: p.t.: Tsy mahalala menatra, tsy valahara, be hambo, be ebo, basivava. - t.i.f.: Tafatesontesona / mitesontesona,…tohiny
Testamenta: (fr. testament) a.: Teny enti-milaza ny fizaran' ny Baiboly: ny testamenta taloha dia ny fizarana mitan-tara…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0101