Litera T
Tifirina: na Tofirina (tifitra) mt. ih. (tifiro, tofiro): Asiana (amin'ny basy, tafondro, tsipfka... na izay rehetra…tohiny
Tifitra: a.: Famelezana amin' ny basy; fandefasana zavatra hahavoa ny hafa; fikendrena. - t.i.f.: Tifirina, na…tohiny
Tigetra: (angl. ticket) a.: Zavatra boribory fisaka atranga ambony ka kendrena tifirina atao fanazarana amin'ny…tohiny
Tihina: sy Tihintihina a,: Fihetsika feno avona na rehareha, na amin'ny teny na amin'ny fandeha. - t.i.f : Mitihintihina,…tohiny
Tikina: Tikintikina a.: Fandeha na famindra mieboebo mianjonanjona. - t.i.f.: Mitikintikina, fitikintikina,…tohiny
Tikitiky: a.: Ny fipipikan'ny famantaranandro, na ny milina mihodina sasany: Ny tikitikin'ny famantaranandro.…tohiny
Tilikambo: a.: Ilany avo milangalanga amin'ny trano sasantsasany, izay maziina boribory na efa-joro ny bikany,…tohiny
Tily: a.: Mpitsikilo, mpizaha taratra — (jar. Antily). - t.i.f.: Tilina, atily, voatily 1 mitily, fitily,…tohiny
Tinabataba: (tabataba) mt, ih. misy tsofoka in: Voatabataba, tabatabaina, helingelenina amin'ny kotaba, horakoraka:…tohiny
Tinafika: (tafika) mt. ih, misy tsofoka in: Tafihina: Notinafiky ny fahavalo ny tanàna ka basa nandositra daholo…tohiny
Tinafo: (tafo) mt ih. misy tsofoka in: Voatafo, tafoina: Efa ela ve no notinafo ity tranonareo ity? ? Atao tafo:…tohiny
Tinaha: (taha) mt ih. misy tsofoka in: Voataha, omena ta-ha: Tsy nanaiky ny uadibe taloha raha nitady hampirafy…tohiny
Tinahaka: (tahaka) mt, ih. misy tsofoka in: Tahafina, itovizana: Iza àry no notinahak' ity zaza ity?
tohiny
Tinahy: (tahy) mt. ih. misy tsofoka in: Voatahy, tahina, ambinina, ampiana: Notinahin'ny Razana izy.
tohiny
Tinaingina: (taingina) mt. ih. misy tsofoka in: Taingenana, ipetrahana: Notinainginy ilay hazo fisaka ka tapaka.…tohiny
