Litera T

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Tevika: a.: Fanaintainana ohatra ny misy manindrona. 1 Aretina avy amin'ny bibikelinaretina izay andrenesana…tohiny
Tevina: ft.: Toetran'ny zavatra tsy manify fa lehibe ny indrakeliny ; sosona. - t.i.f.: Matevina, hatevina,…tohiny
Tevy: a.: Fanapahana sy fandorana hazo eny an'ala mba hiasana ny tany nialany. tohiny
Teza: a.: Fahelana. 1 Toetran' ny zavatra naraikitra mafy; zavatra najoro ho fahatsiarovana maharitra ka naorina…tohiny
Tezaina: (teza) mt. ih, (tezao): Enti-milaza ny basy atao mahitsy tsara ka hitifirana, ny volobeny tsy aankina…tohiny
Tezaina: (taiza) mt. ih. (texao): Karakaraina sy kolokoloina: Sarotra tezaina koa ity zaza ity. tohiny
Tezerana: na Terezana (tezitra) mt: ih. (tezero, terezo): Ampisehoana tsy fahafaliana, ka toa maha ta hamely:…tohiny
Tezitra: p.t.: Tsy faly amin'ny olona iray ka hetsehim-po hamely azy: Tezitra taminy ny rainy ka saika voafelaka…tohiny
Tezotezo: a.: Toetran'ny zaza lava mahia, - t.i.f.: Mitezotezo, fitezote- zo. tohiny
Tia: mt.: Manana fironana na firaiketana amin-javatra na olona iray: Tia an'io saka io izaitsizy i Naivo.…tohiny
tiako: ftt. Tia. tohiny
tiana: olona na zavatra iantefan'ny fitiavana. tohiny
Tiatiatra: a.: Kotro-baratra mi- riatra na midoboka misy akony mifamalivaly any ho any. é t.l.f.: Mitiatiatra,…tohiny
Tiavina: na Tiana (tia) mt. ih. (tiavo): Ananana fironan'ny fo, iraiketana: Tsy tian'ilay zazauauy ilay tovolahy…tohiny
Tibatiba: p.t.: Fano (tahakany kibo feno rano), dibadiba. - t.i.f•: Mitibatiba, fitibatiba. tohiny
Tifahina: (tifaka) mt. ih. (tifaho): Tapahina, vakina. tohiny
Tifaka: p.t.: Tapaka na vaky ka miparitaka, tapaka ka mipitika. - t.i.f.: Tifahina, atifaka, voatifaka / mitifaka,…tohiny
Tifidalitra: (Btl) a.: Lalaon'ny ankizy anehoana fahakingana amin'ny famonoan-dalitra: aforitra ny hazo na sila-bolo,…tohiny
Tifihina: (tifika) mt. pdr. (tiffho): Pitihina: Tifiho rano handeha any fo amboa io fa mahasosotra. tohiny
Tifika: a.: Tsipika, pitika. 1 t.f.f.: Tifihina, atifika, voatifika, tafatifika 1 manatifika, fanatifika, mpanatifika…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0095