Litera T

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Teta: a.: Faritra amin'ny tenan' ny olombelona eo anelanelan'ny tendron'ny fe ambony sy ny vaniana, na ny…tohiny
Tetamaso: a.: Ilay tataka kely eo an-joron'ny hodi-maso. tohiny
Tete: a.: Rano pitiny kely mianjera mitsitaitaika ka boribory kely ny endriny (tsy fampiasa amin'izao io teny…tohiny
Tetehina: (tetika) mt. ih. (tete-ho): Didlanamadinika; Tete-ho ny hena fa maika harotsaka. 1 Eritreretina mialoha…tohiny
Tetena: (tety) p, t.: Rakotry ny forofotry ny tety. tohiny
Tetevana: (tete) mt. pdr. (tete-vo): Ampidinana (rano na fanafody) mitsitaitaika: Teteuo fanafody indroapolo ity…tohiny
Tetezamita: a.: Fotoana na fomba manelanelana fotoana na fomba roa izay toa tetezana mampita avy amin'ny ananklray…tohiny
Tetezana: a.: Rafitra (hazo na vato na vy) atao hampitohy ny laniny roa amin'ny hady na renirano iray. - F.-p.:…tohiny
Tetezina: (tety) mt. ih. (tetezo): Lalovana andehanana eo amboniny: Hazo manify kely iny no noteteziny ne-fa tsy…tohiny
Tetiarana: na Tetirazana (tety) a.: Tantaran'ny niandohan' ny razana niaviana sy ny fifandfmbiasan'ireo taty aoriana.…tohiny
Tetika: a.: Fandidiana na fanapatapahana zavatra ho madinika, na ny zavatra voatapatapaka na voadidy madinika…tohiny
Tetirazana: a.: Jer. Tetiarana. tohiny
teto: Milaza toerana akaiky amin'ny fotoana lasa. "Nandalo teto". tohiny
Tety: a.: Aretim-parasisa avy amin'ny mikraoby manokana azo amin'ny fitondran-tena ratsy, ka ny amantarana…tohiny
Tety: a.: Asa atao rehefa mandalo mandeha eo ambony zavatra manaraka ny lavany: Tsara tety ny faritany tamin'…tohiny
Tevana: a.: Hady makadiry, lavaka lalina sy lehibe. a An-tevana: anaty fahoriana. tohiny
Tevateva: a.: Teny manaratsy, maniratsira ny fahamendrehan'ny olona iray. - t.i.f.: Tevatevaina, tevatevazina,…tohiny
Tevatevaina: na Tevatevazina (tevateva) mt. ih. (tevatevao, tevatevazo) : Haratsina, tsiratsiraina, atao tsinontsinona:…tohiny
Tevehina: (tevika) mt. (teveho): Loahana: Notevehin' ny mpampiuelona ny sofin' ny zafikeliko vrac. / Tana-na (amin'ny…tohiny
Tevika: a.: Jer. Pnemonia. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.011