Litera T

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Tinety: (tety) mt, ih. misy tsofoka in: Voatety, notetezina, naleha na nodiavina novakivakina hatraiza hatraiza:…tohiny
Tinevateva: (teuateua) mt. ih. misy tsofoka in: Voatevateva, voalikalika, notevatevaina: Notineuateuanao ny raiko.…tohiny
Tinevika: (teuika) mt. ih. misy tsofoka in: Voatevika, notevehina, noloahana (sofina): Efa notinevika ue io zazauauy…tohiny
Tinevy: (tevy) mt. ih. Misy tsofoka in: Voasa (enti-milaza tany vao), notevezina: Ala uao notineuy ity. ~ Lanilanina…tohiny
Tinezitra: (tezitra) mt. ih. misy tsofoka in: Voatezitra, notezerana, enti-milaza olona nahatezitra ka norahonana.…tohiny
Tinifitra: (tifitra) mt. ih. misy tsofoka in: Voatifitra, notifirina, nasiana amin'ny basy: Voa ilay uorona notinifitr'…tohiny
Tinily: (tily) mt. ih. misy tsofoka in: Voatily, tilina, kendrena: Tsy sahy nandroso ny fahaualo notinilin'ny…tohiny
Tinombana: (tombana) mt. ih. misy tsofoka in: Voatombana, notombanana, novinavinaina ny tokom-bidiny: Notinombana…tohiny
Tinomboka: (tomboka) mt. ih. misy tsofoka in: Voatomboka, notetehina: Notinombony ny tarehiny. tohiny
Tinompo: (tompo) mt ih. misy tsofoka in: Voatompo, notompoina: Ny Tanindrazana no notinompony hatramin'ny fahatanorany.…tohiny
Tinongotra: (tongotra) mt. ih. misy tsofoka in: Voaray amin'ny tongony, notongorina: Rehefa auy naronjiny ilay izy,…tohiny
Tinonta: (tonta) mt. ih. misy tsofoka in: Voatonta, tontaina: Betsaka izay biriky notinontany androany izay.…tohiny
Tinoraka: (toraka) mt. ih. misy tsofoka in: Voatoraka, torahana: Omby tinora-defona. tohiny
Tinorotoro: (torotoro) mt. ih. misy tsofoka in: Voatorotoro, voamontsamontsana, mongomongoina: Notinorotoro ny voanjo.…tohiny
Tinory: (tory) mt. ih, misy tsofoka in: Voatory, torina. tohiny
Tinory: (tory) mt. ih. misy tsofoka in: Tonna, didiana, rasaina (omby, kisoa...): Notinory ilay kisoa ka aoka…tohiny
Tinoto: (toto) mt. ih. misy tsofoka in: Voatoto, totoina: Efa notinoton'ny ankizy ne ny uary? tohiny
Tinototra: (tototra) mt. ih. misy tsofoka in: Voatototra, nototorana: Nasiany trano tamin'ilay tany notinototra.…tohiny
Tinovana: (touana) mt. ih, misy tsofoka in: Voatovana, tovonana, asiana tovana. tohiny
Tinovo: (touo) mt. ih. misy tsofoka in: Tovozina: Hatao aiza ny rano notinouo? tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0119