Litera T
Tofezahina: (tofezaka) mt. ill. (tofezaho): Tsy omena hanina, avala ho noana.
tohiny
Tofezaka: p. t.: Trotraky ny hanoanana. - t.i.f.: Tofezahina, atofezaka, voatofezaka, tafatofezaka / manatofezaka,…tohiny
Tofina: Tofintofina Tt,: Fianjera, fidona; faharary noho ny fianjerana amin'ny tany; fihetsiketsehana, fanonjanonjana,…tohiny
Tofoka: p.t.: Tsy tia mainty, tsy tia hiherika fa efa nihinana be loatra; tohina, tola: To fo-kazandrano aho…tohiny
Tofotra: ft.: Fifampipohana, fifandonana. i ti.f•: Atofotra, voatofotra, tafatofotra 1 manatofotra, fanatofotra,…tohiny
Toha: p. t.: Azo ihafiana; zaka; lefitra; aritra: Tohanao ve izany teny famingauingana izany? - t.i.f.: Tohaina,…tohiny
Toha: a.: Hanina tadiavin'ny biby dia; haza; remby: Mitatitra ny tohany ny uitsika. I t.i.f.: Tohaina, voatoha…tohiny
Tohaina: (toha) mk ih. (tohay): Sakanana: Tohay tsy hiditra ireo olona ireo fa mbola tsy uita ny fiomanantsika,…tohiny
Tohana: a.: Zava-miaro tsy hianjera: Asiuo tohana ity rindrina ity sao mianjera. ? Andry iankinana, fiankinana,…tohiny
Tohanana: (tohana) mt. ih. (tohano): Asiana zava-misakana tsy hianjera: Tokony hotohanana ity andry ity fa toa…tohiny
Tohandrano: a.: Fefiloha ampiana na hatevenina mba hahamafimafy azy kokoa.
tohiny
