Litera T

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Tinaiza: (taiza) mt. ih, misy tsofoka in: Tezafna, karakaraina, velomina: Zaza notinaizako ireny, tohiny
Tinakatra: (takatra) mt. ih. misy tsofoka in: Voatakatra, takatra: Tsy tinakatry ny sainao izany fa aza mibedibedy…tohiny
Tinakona: (takona) mt. ih. misy tsofoka in: Iarahan'ny maro mitondra, entin'ny ma-ro miaraka. tohiny
Tinakona: (takona) mt. ih. misy tsofoka in: Voatakona, takonana: Tinakon'ny hazo ny tranonay. tohiny
Tinaky: (taky) mt ih. misy tsofoka in: Voataky, takina: Notinakin'ny tompony ny trosa ka very heuitra Rabe.…tohiny
Tinambitamby: (tambitamby) mt. ih. misy tsofoka in: Voatambitamby, notambatambazana. tohiny
Tinamby: (tamby) mt. ih, misy tsofoka in: Voatamby, voakarama tohiny
Tinampina: (tampina) mt. ih. misy tsofoka in: Voatampina, tampenana, tsentsenana, sakanana: Efa notinampinao ue…tohiny
Tinampoka: (tampoka) mt. ih. misy tsofoka in: Voatampoka, notampohina: Notinampok'i Rainy Ikoto ka tsy nahateny.…tohiny
Tinampona: (tampona) mt. ih, misy tsofoka in: Voajery, jerena avy eny ambony: Notinampony ny lohasaha manodidina…tohiny
Tinapaka: (tapaka) mt. ih, misy tsofoka in: Voatapaka, tapahina: Notinapaka tamin' ny fiuoriana farany fa hanao…tohiny
Tinataka: (tataka) mt. ih, misy tsofoka in: Voatataka, notatahana, rovitra azon-javatra: Notinataky ny tsilo tetsy…tohiny
Tinatatra: (tatatra) mt. ih, misy tsofoka in: Nasiana tatatra, notatarana, novakina: Lakandrano uao notinatatra…tohiny
Tinazona: (tazona) mt. ih. misy tsofoka in: Voatazona, notazonina. tohiny
Tinehaka: (tehaka) mt, ih, misy tsofoka in: Voatehaka, notehafina: Notinehaky ny mpijery aoka izany ireo mpilalao.…tohiny
Tinehika: (tehika) mt, ih. misy tsofoka in.' Voatehika, tehefana, voakasika: Zara raha notinehiko ilay uoankazo…tohiny
Tinendry: (tendry) mt. ih. misy tsofoka in: Voatendry, notendrena, alefa: Notinendrin'ny fanjakana tany Maroantsetra…tohiny
Tinentina: (tentina) mt. ih. misy tsofoka in: Voatentina, tentenana, nasiana loko: Notinentina loko mena ny uarauarany.…tohiny
Tinery: (tery) mt. ih. misy tsofoka in: Voatery, noterena, noporetina, novozonana: Notinerin'ny polisy izy uao…tohiny
Tinetika: (tetika) mt. ih. misy tsofoka in: Voatetika, notetehina: Hena efa notinetika asiana uidiny. ? Kasaina:…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0109