Litera T
Tinozo: (tozo) mt. ih. misy tsofoka in: Tozoina, atao iaretana eny ihany: Notinozony ihany ny asa efa natombony…tohiny
Tiona: (angl. tune) a.: Boky fihirana misy ny feon-kira antsolfa sy ny tonony. ? Feo anaovana ny hira, pitsiny:…tohiny
Tionelina: (fr. tunnel) a.: Lavaka noloahana anaty tendrombohitra mba hampitohy toerana roa toy izay hiolaka hanodidina.…tohiny
Tiorka: (fr. turc) a.: Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin'i Torkia: Fanoharana ny hoe "matanjaka tahaka…tohiny
Tititre: a.: Ny fidridroky ny gorodona voahitsaka: Mampatahotra ahy izany tititran' ny gorodonao izany. i t,…tohiny
Titý: a.: Fanaovana olona hoe "ity, ity"; filazalazana matetika ny teny tsy manaja hoe "ity, ity". i tif:…tohiny
To: p.t.: Marina,,mifanaraka amin'ny rariny sy ny hitsiny: Teny to. 1 Tanteraka: To ny faniriany fa afa-panadinana…tohiny
To: Teny hita amin'ilay fitenenana hoe to fo, izay azo heveritra, araka ny filazandRamino, fa avy amin'ny…tohiny
To-: Tovona fanaovana fototeny faharoa mampitombo ny hevitry ny fototeny voalohany: Tohika (hika), toletsy…tohiny
Toa: ppk.: Enti-milaza fitoviana ara-bidy, lanja... fa ny "toy" kosa fifanahafana, fifandraikana: Izay adala…tohiny
Toabody: a.: (ohatra ny tsy misy afa-tsy ny vodiny) Harona izay tsy mizaitra ny vodiny fa tena iray amin'ny vatany.…tohiny
