Litera T
Toatoa: ft.: Fikasakasana hanao zavatra na handeha. 1 Manoatoa, fanoatoa, mpanoatoa 1 anoatoavana, fanoatoavana.…tohiny
Tobahana: (tobaka) mt. pdr. (tobahy): Anipazana rano: Notobahany rano aho ka kotsa hatrany amin'ny atin' akanjoko,…tohiny
Tobahina: (tobaka) mt. ih, (tobahy): Atao mitobaka, izany hoe mitipy ka tafahoatra: A-za tobahina ny rano.
tohiny
Tobaina: (toba) mt ih. (tobao): Anovozan'ny olon-drehetra: Hotobain-tsy ho lany anie jreto vary miakatra ireto!…tohiny
Tobaka: a.: Enti-milaza fiantopazan-drano mibosasaka, mihoa-pefy. - t.i.f.: Tobahina, tobahana, atobaka, voatobaka,…tohiny
Tobatoba: a.: Fanakotabana ny rano. ? Fandaniana be, fandanilaniana foana. i t.if.: Tobatobaina, atobatoba, voatobatoba,…tohiny
Tobatobaina: (tobatoba) mt. ih. (tobatobao): Hetsiketsehina, kobanina, kotabaina: Nahoana no tobatobain'ialahy ny…tohiny
Tobebaka: p. t.: (harona) Be va-va nefa tsy lalina aty; (trano) iva nefa malalaka; tabebaka. i t.i.f.: Mitobebaka,…tohiny
Toby: a: Toerana ilasian'ny tafika. ? Toerana anorenana trano vonjimaika hitoeran' ny mpiasa toy ny mpihady…tohiny
Todiana: (Tsm) a.: Voronkely misy fotsy eo amin'ny feny sy eo ambony kibony. ? h. i.: Omby mitovy volo main'…tohiny
Todihina: (todiha) mt. ih. (todiho): Enti-milaza zavatra na olona eo anindrana na any aoriana izay jerena ka anodinana…tohiny
Todika: a.: Hodina, fijerena na fanodinana ny loha eo anindrana na any aoriana; herika. i t.i.f.: Todihina,…tohiny
Todina: (tody) mt. ih.: Ifoterana: Notodin'ny nataony ilay mpifetsifetsy zavatr'olona ka maty fadiranovana.…tohiny
Toditra: a.: Fanandramana kely ny sakafo andrahoina mbola tsy tena masaka, izay noheverina ho karazana fametavetana…tohiny
Tody: p.t.: Tonga an-tseranana: Tody soa aman-tsara ny sambonay. • a.: Valin'ny tao mifotitra amin'ny tena:Ny…tohiny
Toerana: a.: Fipetrahana; ny misy ny zavatra iray andavanandro: Samy ataouy amin' ny toerany auy ny zavatra rehetra.…tohiny
Toetra: a.: Teny enti-milaza ny hevitra sy ny fihetsika ao amin'ny olona iray, izay anisan'ny mampiavaka azy…tohiny
Tofantsika: n.: Fibaraingoana manao andohalambo, fihantsihana, filantsihana. - t.i.f.: Atofantsika, voatofantsika,…tohiny
