Litera T
Trefotra: a: Tsefotra entimilaza ny feo miboana na mipoaka tampoka heno raha misy biby mangetotra. - t.i.f•: Treforana,…tohiny
Trehatreha: sy Trehantrehana a.: Firehaka, teny fireharehana amin'ny harena, hery na fahaizana. - t.i.f.:Tafatrehatreha…tohiny
Trena: a.: Ny fiman'ny omby. 1 Ny feo mimamamàna na mifofofofon'ny riaka. 1 h.o.: Feo mampitahotra eo am-pahatezerana.…tohiny
Treoka: sy Treotreoka a.: Ny tendabe. ? Feo migoboka feno fandrahonana. * F.-p.: Treo-dela: ny fotos dela. /…tohiny
Trerona: a.: Teny mandrahona. - t.i.f.: Treronina / mitrerona, fitrerona, mpitrerona / itreronana, fitreronana…tohiny
Treronina: (trerona) mt. ih. (trerony): Anaovana feo mandrahona, mampitahotra: Notreronin-drainy mafy Ikoto ka…tohiny
Tresaka: p.t.: Vaky sady mivava, misokatra. - t.i.f.: Tresahina, atresaka, voatresaka, tafatresaka / manatresaka,…tohiny
Tretraka: a.: Ny nofo mikiraviravy eo ambany tendan' ny akoholahy: Tretrak'akoholahy. * F.-p.: Tretrak'akanjo:…tohiny
Tretrika: p, t.: Sambatra dia sambatra, finaritra sy man-dry feizay, tapi-paniriana. 1 t.i.f.: Mahatretrika /…tohiny
Tretroka: a.: Ny saoka mivalombalona manao ambaratonga noho ny hatavezana; saoka roa. - t.i.f.: Mitretroka.
tohiny
Trevatreva: a.: Famindra na fandeha mivatravatra sy miriadriatra. - t.i.f.: Mitrevatreva, fitrevatreva, mpitrevatreva…tohiny
Triatra: p.t.: Rovitra, tataka: Triatra ny akanjoko. ? Vaky, tsefaka: Triatra ny rindrin' ity trano ity izany.…tohiny
Tribitribika: na Tribitriby a.: Fahamaroana be dia be, hahohaho, pitipitika, tripitripika. - t.i.f.: Mitribitribika…tohiny
