Ampidiro aloha ny tenimiafina
Litera T
Traoka: a.: Taova lavalava idiran'ny rivotra any amin'ny havokavoka, ka mizara roa: ny lohatraoka ary ny traokabe…tohiny
Traokabe: a.: Fantsona miendrika antsasaka varingarina, idiran'ny rivotra any amin' ny havokavoka, ka ny atiny…tohiny
Traotraoka: a.: Anarana omena ilay taolamalemy mivohitra eo anoloan'ny lohatraoka.
tohiny
Trarantitra: a.: Fomba fiarahabana, izay entina mirary ilay olona arahabaina ho tratra antitra.
tohiny
Tratra: a.: Faritry ny vatana eo anelanelan'ny soroka roa, ny vozona ary ny kibo, misy ny havokavoka sy ny fo.…tohiny
Tratra: p.t.: Enti-milaza olona na zavatra mandeha eo aloha ka enjehin'ny hafa avy ato aoriana ary tonga eo…tohiny
Tratraingo: a.: Biloka, baraingo. ~ Fandeha mikotringatringa. 1 Kilema. i Mitratraingo.
tohiny
Tratrarina: (traira) mt, ih. (tratraro): Atao izay hahatongavana eo amin'izay enjehina: Tratraro ir9 olona mihazakazaka…tohiny
Tratreva: a.: Vatravatra; fandeha mahery setra manimba izay sendra azy; fihetsika mivatravatra na amin'ny fandeha…tohiny
Tratrevaina: (tratreva) mt. ih. (tratreoao): Hosena, potehina, montsanina.
tohiny
Trea: (Br) a.: Enti-milaza karazan-tandrok'omby misabaka tanteraka ka mitovy fan-dry somary mahitsy lava amin'ny…tohiny
Trebika: a.: Fanindronana amin'ny zava-maranitra. - t.i.f.: Trebehina, atrebika, voatrebika, trinebika / manatrebika,…tohiny
Trebona: a.: Fitsimohan'ny zavamaniry. 1 Fanatsatohana zavatra marani-doha amin-javatra malemilemy. - t.i.f.:…tohiny
Trebotrebo: ft.: Hita amin'ny fitenenana hoe: Mamono olona an-trebotrebo: mamono olona tsy araka ny lalàna.
tohiny
Trebotrebonamboa: a.: Karazan'ahitra fanao raokandro (Dicrocephala latifolia).
tohiny
