Litera T

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Trikatrika: sy Trikitriky a.: Hahiazana. ? Haraorao, harokoroko. •Kitoantoana. - t.i.f.: Mitrikatrika, fitxikatrika.…tohiny
Trikitriky: a.: Jar. Trikatrika. tohiny
Trimo: a.: Anaran-kafa nilazana ny voay taloha. ? Olona vaventy be. tohiny
Trimobe: a.: Bibiolona voalaza ao amin'ny angano ho makadiry sy lozabe ary mpihinana olona. tohiny
Trimoka: Mitovy amin'ny Tsimoka. tohiny
Trina: a.: Hazo kely maniry amin'ny vatan'ny hazo hafa, izay atao koa hoe "hazomiavona". tohiny
Trinaingo: (traingo) mt. ih. misy tsofoka in: Voatraingo, traingoina, tapahina ny tongony (omby). tohiny
Trinebika: (trebika) mt. ih. misy tsofoka in: Voatrebika, trebehina, tsatohana, trobahana: Notrinebiny ny antsy…tohiny
Tringa: a.: Fandringana, fandehanana mitongilana fa fohy ny tongotra ilany. - t.i.f.: Manatringa, fanatringa…tohiny
Tringitringy: sy Trinitriny a.: Tendron-tendrombohitra marani-doha. - t.i.f.: Atringitringy, voatringitringy, tafatringitringy…tohiny
Trinitriny: a.: Jar. Tringitringy. tohiny
Trinotro: (trotro) mt. ih. misy tsofoka in: Trotroina, voatrotro: Zaza mbola trinotrondreniny io. tohiny
Triotrio: a.: Anaran-kafa ilazana ny fandiafasika. tohiny
Tripanozaoma: (fr. tripanozome) a.: Karazana mikraoby bibikely mivelona ao anaty ran'ny lalitra atao hoe tsetse, izay…tohiny
Tripitripika: Mitovy amin'ny Tribitribika. tohiny
Tritra: a.: Fitseforana, fipoahana tatavia mibontsina izay miboana. - t.i.f.: Mitritra / itrirana, fitrirana.…tohiny
Tritratritra: a.: Hamaivanan-doha mahatonga hipelipelika sy hitsambikimbikina manakotaba ny sasany. - t.i.f.: Atritratritra,…tohiny
Tritry: a,: Ny taolana mifampitohitohy amin'ny hazondamosin'ny olona na ny biby. - t.i.f.: Mitritritritry, fitritritritry.…tohiny
Troaka: a.: Fandrenesana maharary eo amin'ny takiba mahatonga ho sempotra tsy avy miaina, tevika. ? Feo re avy…tohiny
Troarana: (troatra) mt. ih. (troaro): Atao izay hitroarany. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.011