Litera T
Troatra: a.: Fialana tampoka amin'izay misy ny tena no-ho ny hatairana na fandrenesana maharary mafy. • Fahatairan'ny…tohiny
Trobahana: (trobaka) mt, ih. (trobahy): Gorobahana amin'ny zava-maranitra: Notrobahany tamin'ny lefona ny laniuoany.…tohiny
Trobaka: a.: Loaka: Misy trobaka ny rindrin-dry zareo ao atsimo. ? p.t.: Loaka tanteraka, gorobaka: Trobaka ny…tohiny
Trohina: (troka) mt. ih. (trohy): Sintonina amin'ny orona na vava, amin'ny alalan' ny rivotra: Trohy ny tsoka…tohiny
Troka: a.: Fisintonana ranonjavatra amin'ny orona na va-va ka rivotra no isintonana azy. - t.i.f.: Trohina,…tohiny
Tromba: (Tsm) a.: Fanahy na avelon'ny mpanjaka na ny taranany, na avelon'olona nanan-daza teo amin'ny mpiara-belona…tohiny
Trompetra: (fr, trompette) a,: Zavamaneno misy fitsofana manokana, na maintipiso, sy pisit6, ary mihoronkorona…tohiny
Trona: a.: Feon'ny kisoakely (ny fampiasa matetika amin' izany anefa dia ny hoe trontrbna). ? Fisatrasatrana…tohiny
Trondro: a.: Karazana hazandrano somary fisapisaka, ny tenany rakotra kira masaisa? ary manam-pitaovana ahafahany…tohiny
Tronga: a.: Vody hazo; vatankazo.. - F.-p.: Vody tronga: vody taho; ny tapany ambany amin'ny tahom-boangahazo.…tohiny
Trongisina: (trongy) mt. ih. (trongiso): Hadin'ny kisoa amin'ny vavany, hadin'ny angadinomby, tandroka...: Tsy misy…tohiny
Trongo: sy Trongony a.: Teny enti-milaza ny kambon-kazo amin'ny tonony; fifadidiran' ny hazo; kitron-tanana...…tohiny
Trongy: a.: Fihadiana, fihohazana ny tany amin'ny vava (kisoa), tandroka, angadinomby... - t.i.f : Trongisina,…tohiny
Trosa: a.: Volan'olona any amin'ny tena mbola tsy maintsy haloa: Tsy mahaloa ny trosaho ianao ka hotoriko,…tohiny
Trosaina: (trosa) mt. ih. (trosao): Vidina ka tsy aloa eo no ho eo ny vidiny fa angatahana andro: Tsy mba trosaiko…tohiny
Trosina: a.: Fianjerana miantoraka any aloha. ? Tosika. ? Kohaka mampiantoratoraka. ? Fiambezoana. - t.i.f.:…tohiny
