Litera T

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Trotrahina: (trotraka) rat. ih. (trotrahy) Atao tonga trotraka. tohiny
Trotraka: p. t.: Vizana fatratra; sasatra mafy; torovana. Jer. Valaka. - t.i.f.: Trotrahina / mahatrotraka / hatrotrahana.…tohiny
Trotro: a.: Farnihinana zavatra amin'ny sandry ka ankinina amin'ny tratra. - t.i.f.: Trotroina, voatrotro, trinotro…tohiny
Trotrobe: a.: Zavamaneno tsotra dia tsotra, karazan'amponga, saingy tsy mba misy hoditra fa koveta na lovia lehibe…tohiny
Trotroina: (trotro) mt. ih. (trotroy): Fihinina amin'ny sandry ka ankinina arnin'ny tratra: Trotroy io zaza io…tohiny
Trotrongy: a.: Fahalavoana mafy any anoloana ka ny loha no mitehika ny tany. - t.i.f.: Atrotrongy, voatrotrongy,…tohiny
Trozona: a.: Biby mivelona any anaty ranomasina, ny lehibe indrindra amin'ny biby fantatra amin'izao andro izao…tohiny
Tsa: (Btl) p, mt.: Tsy. tohiny
Tsabahina: (tsabaka) mt. ih, (tsabaho): Haronina amin'ny tanana ka manjary maloto: Tsy hihinana io ro io aho fa…tohiny
Tsabaka: a.: Fangaronana amin' ny tanana ny ao anaty lovia. ? h.o,: Fidirana tsy tahotra tsy henatra ao an-tranon'olona;…tohiny
Tsabo: a.: Fikarakaranâ ny hahasitranan'ny marary iras: Ataouy tsara tsabo ny marary fa haloako daholo izay…tohiny
Tsaboaka: a.: Ny feo re raha misy vato atoraka mafy ka mianjera ao anaty rano. - t.i.f.: Atsaboaka, tafatsaboaka)mitsaboaka,…tohiny
Tsaboina: (tsabo) mt ih. (tsaboy): Karakaraina amin'ny fanomezana fanafody sy fikajakajana mba ho sitrana, ka…tohiny
Tsahatra: a.: Fiatoana, fijanonana; fifaranan-javatra ka tsy misy tohiny intsony. - t.i.f.: Atsahatra, voatsahatra,…tohiny
Tsahivina: (tsiahy) mt ih. (tsahivo): Tsarovana, tadidina: Tsahivo ilay teniko taminao. tohiny
Tsaho: a.: Teny na resaka mandeha mitety hatrany, izay tsy mbola voafototra na marina na tsia; vaovao tsy fanta-pototra…tohiny
Tsahoina: (tsaho) mt. ih. (tsahoy): Lazaina ka aely: Tsahoin'ny olona fa hipoaka indray ny adin'ny Jiosy sy ny…tohiny
Tsaika: a.: Zaza tsy ary fady. Tsaika (fit.-p.) a.: Zaza. tohiny
Tsaika: a: Fanjaitra lehibe izay nampiasain'ny teo aloha ary mbola ampiasain'ny olona eny ambanivohitra ankehitriny…tohiny
Tsaika: a.: Fakana tsy miera mangingina atao tsy fantatra, fandraisana na fitondrana an-tsokosoko dia lasa;…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0111