Litera m

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Mitolila: (tolila) mt. s.: Mandringa, lava sy fohy ny tongony ka mandringa: Mitolila ity latabatrareo! ¶ M.h.:…tohiny
Mitolitsika: (tolitsika) mt. s.: Mikolepaka, mikotringa. tohiny
Mitoloko: (toloko) mt. s. (mitolokoa): Mitaraina, manao feo mitaraindraina miaraka amin'ny sento am-po na fitserana:…tohiny
Mitoloky: (toloky) mt. s. (mb tolokia): Mihomehy, mikimokimoka. tohiny
Mitolona: (tolona) mt. P. (mitolona): Mibeda: Nitolona an'i Beva i Balita fa tsy nahalavo azy. • Manodidina ny…tohiny
Mitolotra: (tolotra) mt. s. (mitolora): Omena, tolorana: Nitolotra hena ratsy ny mpandeoina. • Manolotra, mahafoy:…tohiny
Mitomamotamo: (tomamotamo) mt. s.: Mivolon'ny tamotamo, vonivony tanora. tohiny
Mitomandavana: (tomandauana) mt. s.: Mitohy na mitsotra lava. tohiny
Mitomany: (tomany) mt. s, sady mt. p. (mitomania): Mandatsa-dranomaso miaraka amin-tsento noho ny alahelo: Mitomany…tohiny
Mitombaitra: (tombaitra) mt. s.: Sandra fahavoazana lehibe noho ny antony madinika tsy nampoizina: Nitombaitra Rakoto…tohiny
Mitombana: (tombana) mt. s. (mitombàna): Miseho ho manana toetra toy izao sy toy izao: Mitombàna ho lehilahy fa…tohiny
Mitombina: (tombina) mt. s. (mitombèna): Mipetraka (olona na biby ihany): Tsy afaka mitombina izy fa misy uay lahy…tohiny
Mitombo: (tombo) mt. s, (mi-tom boa): Mihalava, maroroka, mihalehibe: Mitombo dia mitombo ity zaza ity. / Nitombo…tohiny
Mitomboka: (tomboka) mt. s. (mitomboha): Misy kase, misy marika natao tamin'ny vy mahamay matetika: Valopy tsy…tohiny
Mitomboka: (tomboka) mt. p. (mitomboha): Mamaky bainga amin'ny angady. tohiny
Mitomboka: (tomboka) mt. s.: Miandoha: Mitomboka rahampitso ny uakansy (ny fiteny matetika anefa amin'io hevitra…tohiny
Mitominjaka: (tominjaka) mt. s.: Mihetsiketsika be nefa tsy mahavita inona firy. tohiny
Mitominjana: (tominjana) mt. s.: Manao asa mahatrotraka. tohiny
Mitomoetra: (tomoetra) mt. s. (mitomoera): Mitoetra, mipetraka, mijanona: Mitomoera andro oitsiuitsy atys aminay.…tohiny
Mitompo: (tompo) mt. s.: Mikiry amin'ny heviny. - Mitompo teny fantatra: mikiribiby mitana ny heviny izay heveriny…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0569