Litera m
Mitiatiatra: (tiatiatra) mt. s.: Midoboka misy akony nifamalivaly: Mitiatiatra izany varatra izany.
tohiny
Mitibatiba: (tibatiba) mt. s.: Feno (rano), mizihitra, mivozihitra, mizihizihy, midibadiba: Tsy afaka mihazakazaka…tohiny
Mitifitra: (tifitra) mt. p. (mitifira): Mamely amin'ny basy, tafondro, tsipika,..: Mitifiborona. ? Mikendry: Nitifitra…tohiny
Mitihintihina: (tihintihina) mt. s. (mitihintihina): Mirehareha amin'ny fandeha na ny famindra.
tohiny
Mitikintikina: (tikintikina) mt. s. (mitikintikina): Mandeha na mamindra amim-pieboeboana, mamindra manao fihetsika…tohiny
Mitikitiky: (tikitiky) mt, s.: Mipaipaika na mipipika (fiteny amin'ny famantaranandro): Maty angamba ity famantaranandro…tohiny
Mitily: (tily) mt. s. (mitilia): Mitsikilo, manao andry maso ny asa, fihetsika, tanin' olona ka tsy hitany:…tohiny
Mitoantoana: na Manoantoana (toantoana) mt. s.: Tsy mahazo teny, manao kitoatoa: Ity zaza ity koa mitoantoana!
tohiny
Mitobaka: (tobaka) mt. s.: Mitopy ka tonga mihoa-pefy: Nitobaka ny rano tao anaty siny fa nihazakazaka i Vao.…tohiny
Mitobatoba: (tobatoba) mt. p.: Mikobana: Nisy nitobatoba ny rano ka tsy mbola azo sotroina ilay ixy. • Mandanilany…tohiny
Mitobebaka: (tobebaka) p.t.: Be vava nefa tsy lalina aty; iva nefs malalaka.
tohiny
Mitoby: (toby) mt s. (mitobia): Milasy: Mitoby atsy avara-tanàna ny miaramila. ? Miangona, miavosa, miavovona:…tohiny
