Litera t
Tovozina: (touo) mt. ih. (tovozy): (rano) Alaina tsikelikely ka afindra avy ao am-pantsakana ho ao anaty siny:…tohiny
Tovy: ft.: Fifanahaka, fifandraika. - t.i.f.: Mitovy, fitovy / itoviana, fitoviana 1 mampitovy f ampitovina…tohiny
Toy: ppk.: Teny enti-milaza: a) Fifanahafana, fifandraikana: Toy ny rainy navela teo ity zaza ity. ¶ M,h.:…tohiny
Tozo: a.: Faharetana amin'ny asa na dia eo aza ny hasasarana, aretina, sampontsampona isan-karazany. - t.i.f.:…tohiny
Tozoina: (tozo) mt. ih. (tozoy): Tohizina miadana tsy mety kivy: Tozoy ny asanao na dia sarotra aza.
tohiny
Tozozotra: a.: Fandehanana mizotra betsaka mffanao aloha sy aoriana, mitovy amin' ny "Tanjozotra".
tohiny
Trabaka: a.: Fandentehana zava-maranitra lalina ao anaty nofo na zavatra malemy ha-fa; fanindronana higorobaka.…tohiny
Trabotrabo: a. :Havokavok'omby. ¶ M.h.: Trabotrabony, trabotrabon-kena, havokavo-kena.
tohiny
Trafana: sy Trafantrafana a.: Fihetsika mahery setra misy hatezerana; fitroatroarana; trifana. i t. f.: Trafantrafanina,…tohiny
Trafantrafanina: (trafana) mt. ih. (trafantrafano): Atao izay hahatezitra.
tohiny
Trafo: a.: 1) Ilay mivohitra eo an-doha soroky ny karazambiby sasantsasany, toy ny omby, rameva, ans... 2)…tohiny
