Litera t
Tsipilavaka: na Antsipilavaka a.: Vato fisapisaka boribory atsipin'ny ankizy mba hiditra amin'ny lavaka na amin'…tohiny
Tsipindina: (tsipindy) mt. ih. (tsipindio): Asiana tsipindy: Notsipindiny ny takolak'ilay zazalahy kely.
tohiny
Tsipindy: a.: Famelezana amin' ny rantsan-tanana, izay aforitra dia alefa tampoka hipaika amin'ilay asiana. -…tohiny
Tsipiriany: a.: Tsoriany na didin-tsavony lavalava. ? Ny andinindinin-javatra na fizarazarany madinika: Tantarao…tohiny
Tsipiritikala: a.: Anaram-boronkely any an'ala.
tohiny
Tsipisandry: a.: Dihim-behivavy maro mifanao aloha sy aoriana, manao sikin-tratra, ka ny tongony miara-mandroso dia…tohiny
Tsipoapoaka: a.: Zavatra vita amin'ny vanja nofonosina izay mipoaka nony arehitra ny lahiny: Apoapoakan'ny ankizy…tohiny
Tsipoapoamanga: p.t.: Dongadonga.
tohiny
Tsipohafoha: Mitovy amin'ny Tsimpohafoha.
tohiny
Tsipolitra: a.: Teny enti-milaza ny voa sy ny vonin'ny anantsfnahy rehefa antitra; misy toa faraingo kely vitsivitsy…tohiny
Tsipopontany: a.: Jer. Tsipopotany.
tohiny
Tsipopotany: p. mt.: Hatramin' ny ela be, fahagolan-tany.
tohiny
Tsiporetika: p. t.: Tsy milamina sy misaratsaraka, tsy misa, filaharany. - t.i.f. : Mitsiporetika. Tsiporitika a.:Potipoti-javatra;…tohiny
Tsipotika: a: Potipoti-javatra, sombin-javatra (jer. Potika). i t.i.f.: Tsipotipotika I mitsipotipotika.
tohiny
Tsipotipotika: (tsipotika) p. mt.: An-tsombintsombiny: Tsy mivarotra entana tsipotipotika intsony izahay izao.
tohiny
Tsipoy: a.: Vorona manana toe-batana foniponitra tsara bika, mitovitovy amin'ny akoho kely reny; ny lahy maramara…tohiny
Tsipozipozy: ft.: Niavian'ny teny hoe: Mitsipozipozy: Tsy vanona tsara, mandrorona: Mitsipozipozy ny varony hatramin'izay…tohiny
