Litera a

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Atokana: (tokana) mt. at. (atokàny): Atao amin'ny toerana iray mba tsy hifangaroany amin'ny hafa: Atokana ny…tohiny
Atokelaka: (tokelaka) mt. at. (atokelaho): Asaina mihomehy. tohiny
Atokiky: (tokiky) mt. at. (atokikio): Asaina mitorovoka, mitakoko. tohiny
Atoko: (toko) mt. at. (atokoy): Enti-milaza zavatra tsy alefa mitambatra be amin'izao, fa tsinjarazaraina ho…tohiny
Atokona: (tokono) mt. at. (atokony): Atao eo ambony toko mba handrahoina: Matetika ny mahantra no tsy mba manan-katokona…tohiny
Atolaka: (tolaka) mt, at. (atolahy): Ahodina: Hay! natolaky ny rivotra fotsiny ny varavarana fa tsy nisy namoha…tohiny
Atolantsika: (tolantsika) mt. at. (atolantsiho): Atao mihantsika. tohiny
Atolatola: (tolatola) mt. at (atolatolao): Ahevingevina, adoladola. tohiny
Atolila: (tolila) mt, at (atolilào): Ampandringaina, atao lava sy fohy ny tongony ka mitongilana izy. tohiny
Atoloko: (toloko) mt at. (atolokoy): Asaina mitoloko, manjonitra mitaraina. tohiny
Atolona: (tolona) mt. fit. (atolômy): Entina mitolona. tohiny
Atolotra: (tolotra) mt, at. (atolory): Aroso omena amin'ny tanana: Atolory azy io boky io. 1 Omena am-pahafoizan…tohiny
Atombina: (tombina) rat, at. (atombeno): Apetraka (entimilaza biby na olona ihany): Atombeno eo amin'ny tsihy…tohiny
Atomboka: (tomboka) mt. at. (atombohy): Atao ny fiandohàny: Atombohy ny asanao. tohiny
Atomboka: (tomboka) mt, fit. (atombohy): Entina miampanga tsy marina, manendrikendrika. tohiny
Atomboka: (tomboka) mt. fit, (atombohy): Entina mitrandraka tany; entina manapaka: Vao natombony ny tany ny angady…tohiny
Atomboka: (tomboka) mt. fit. (atombohy): Entina manietaka kase, marika tsY mety afaka. tohiny
Atomoetra: (tomoetra) mt, at. (atomoero): Apetraka, ajanona, asaina mitoetra. tohiny
Atomotra: (tomotra) mt, at. (atomory): Ampanakekezina: Atomory ahy ny jiro hijereko tsara ity sary ity. tohiny
Atonàka: (tonàka) mt, at. (atonàhy): Avala hidonanapoana. 1 Asaina miandry ela: Natonàkany foana teto aho. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0151