Litera a

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Avahana: (avaka) mt. ih. (avaho): Sarahina: Avaho ny ondry sy ny osy. ? Atokana: Tokony havahana aloha ny voa…tohiny
Avaika: (vaika) mt. at. (avaikao): Aatrana (basy). tohiny
Avainga: (vainga) mt. at. (avaingào): Akana didiny. tohiny
Avaka: a.: Fanasarahana, fampihatahana hitokana na hisaraka tsy hiray amin'ny hafa. i t.if.: Avahana, voavaka…tohiny
Avaka: na Avany a: Iia kisoa ialan 'ny loha sy ny tongony. tohiny
Avala: (vola) mt, fit. (avalao): Entina mamala, mamefy. tohiny
Avala: (vela) mt. at, (avelao) na Ambela mt, at. (ambelào) (nefa it? farany it? dia indraindray ihany no ampiasaina):…tohiny
Avalampatra: (valampatra) mt. at. (avalamparo): (tongotra) Atsotra. tohiny
Avalana: (valana) mt. at. (avalano): Avala handeha hanaraka ny rano: Taloha navalana rano ny fatin'ny olo-meloka…tohiny
Avalangidina: (valangidina) mt. at. (avalangidino): Azera, akodia amin'ny tany. tohiny
Avalavala: (valavala) mt. at. (aualaualào): Akipiiipily. tohiny
Avalona: (valona) mt. at. (avalony): Aforitra atao milamina tsara (lamba, taratasy...): Avalony tsara ireto taratasy…tohiny
Avalongana: (valongana) mt. at.: Atao mivongana, atao antontany. tohiny
Avaly: (valy) mt. at. (avalio): Teny entina mamaly: Tsy manan-kavaly ianao satria tratra ambody omby. ~ Asetry:…tohiny
Avana: na Antsibenandriamanitra a: Zava-miseho indraindray eny amin'ny habakabaka, rehefa misy orana, izay…tohiny
Avàna: (ava) mt. ih. (avao): Enti-milaza ny voly izay karakaraina ka ongotana ny ahidratsy maniry eo aminY:…tohiny
Avàna: (vona) mt. at. (avonao): Asiana vôna: Avonao isaky ny iray matera io tady io. tohiny
Avanàka: (vanaka) mt. at,: Atanatàna (vava). tohiny
Avanavana: p. mt.: Tsy fampiasa raha tsy miaraka amin'ny teny hoe "tsy bita": Tsy hita auanavana, tafahoatra na…tohiny
Avànavàna: (vanavana) mt. at. (avanavanao): Atanatana. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.018