Litera a
Andriana: (andry), mt. p. toejau. (andrio): Ilazana ny tany na kidoro itsorana, ivalamparana, na trano andaniana…tohiny
Andrianahambana: a.: Teny ilazana, eo amin'ny fanambarana ampahibemaso, ny mpanjaka handimby ny mpanjaka vao niamboho;…tohiny
Andrianaivo: a.: Teny fanajana ilazana ny zanakalahy eo anelanelan'ny lahimatoa sy ny faralahy ao amin'ny fianakaviana.…tohiny
Andriananahary: a.: Teny ilazana an'Andriamanitra, izay noheverin'ny Ntaolo Malagasy ho nampisy izao rehetra izao. Matetika…tohiny
Andriandahy: a.: Teny fanajana fanao ao alohan'ny anaran'andriana lehilahy na iantsoana na ilazana azy raha miresaka…tohiny
Andrianify: a.: Ireo nify anoloana efatra ambony, efatra ambany (jer.Nify).
tohiny
Andrianina: (andriana), mt. ih. (andriano): Hajaina, omena voninahitra fatratra.
tohiny
Andrianjahonoany: a.: Karazana masoivoho na olona itokisana tanteraka misolo tena ny mpitondra fanjakana any an-tany hafa…tohiny
Andriantany: a.: Tany mafy toy ny vato.
tohiny
Andrifafy: (Ats) a.: Fetin'ny maty ankalazaina amimpomba lehibe ho an'ireo maty vao haingana sy ny lehibebe amin'ireo…tohiny
Andrindrinan-trano: a.: Anarana entina milaza olona ahiahina ho mpangalatra ka mandrindrin-trano daholo ny plona rehefa…tohiny
Andritsilaitsy: a.: Zavamaniry ampiasaina ho fanafodin'ny olona ambany tosidra (Norohna sp.).
tohiny
Andrivolahy: a.: Zavamaniry fanao fampivalanana ny voany (Lagenaria vulgaris).
tohiny
Andro: a.: Fotoana manelanelana ny misasak'alina anankiroa, na hoe adiny efatra amby roapolo: Nipetraka roapolo…tohiny
Androany: p.mt.: mpamaritra matoanteny enti-milaza ny tapany efa lasa amin'ny andro itenenana: Nianatra aljebra…tohiny
Androndra: a: Anarana entimilaza zavatra tonta, indrindra ny lamba, izay amboarina ho toy ny vao indray.
tohiny
