Litera a
Antsetra: a.: Vy miendrika lelan'angady kely izay atsatoka eo andohan'ny tehina na amin'ny vody lefona mba hanavesabesatra…tohiny
Antsiantsy: a.: Karazan'androngo madinika kely, fahita eny amin'ny ahitra na eny amin'ny tamboho efa raya.
tohiny
Antsiaraha: a.: Antsy lehibe maranitra. 1 h.o.: olona fihara-bava.
tohiny
Antsifiharatra: a.: Antsy fanaratana toy ny hareza fahizay, ny tahony tena iray amin'ny lelany ihany.
tohiny
Antsifotsy: a.: Antsy fitondran'ny miaramila miady.
tohiny
Antsika: s.o.: Mpisolo anarana misolo olona enti-manolo ny isika raha atao teny fameno: Mahita antsika Andriamanitra,…tohiny
Antsikely: a.: Antsy madinika, kelikely na ny lelany na ny zarany. - F.-p.: Antsikely be zarany: olona be didoha,…tohiny
Antsimbary: a.: Antsy mifaraingo ny lelany ka ampiasaina hijinjana vary.
tohiny
Antsimbilona: a.: Antsy lehibe fanapahana vilona.
tohiny
Antsimpanafody: a.: Antsy kely fandidian'ny dokotera marary.
tohiny
Antsindahy: a.: Karazan'ahitra.
tohiny
Antsinkena: a.: Antsy fandidian'ny mpivaro-kena hena.
tohiny
Antsipika: a.: Karazan'antsy izay misy lelany mety mipika ka misisika ao anaty tahony efa voavoatra ho amin'izany.…tohiny
Antsitrika: (sitrika), a.: Fomba filomanosana milentika any anaty rano sady misosa ao ka raha tsy elaela tsy mitranga…tohiny
Antsiva: a.: Anjombona vita amin'ny akorandriakandranomasina, fampiasan'ny any amorontsiraka indrindra mba hamory…tohiny
