Litera a

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Antomorina: (antomotra) mt. ih. (antomory): Akekezina akaiky dia akaiky: Aza antomorinao io hady io. 1 Hafainganina,…tohiny
Antomotra: p.t. nap.mt.: Akaiky, tsy ho ela intsony: Efa antomotra ityr ny krismasy. • Akaiky dia akaiky, an-tsisiny,…tohiny
Antondraina: a.: Aretina ao amin'ny foto-tsofina avy amin'ny tevika tsy nety tsara. tohiny
Antonera: (Tsm) a.: Fomba filanjana zavatra ka mitovy lanja tsara ny aloha sy ny aoriana. tohiny
Antonery: a.: Filanjana entanat ka ny tendron'ny bao ihany no asiana entana dia atao andamosina. tohiny
Antongomby: a.: Karazana diamanga sahala amin'ny antsatoka (jer. it?), fa izy kosa tsy mba ny ombalahintongotra…tohiny
Antoniny: Antonintoniny p. mt.: Tsaratsara, metimety ihany, tsy tsara tsy ratsy: Nanao ahoana ny fanadinanao?…tohiny
Antonona: p.t.: Ampy: Antonona azy ve io vary io? • Tsy kely tsy lehibe; tsy mafy tsy malefaka, mifanentana tsara:…tohiny
Antonta: (tonta) p. t.: Voatomboka, notombohina. tohiny
Antonta: na Antontany, a.: Zavatra mifanongoa: Antontam-bato. it p. mt.: Aza atao antontany toy izao ny vary…tohiny
Antony: a.: Izay nahatonga zavatra iray: Tsy fantatro ny antony nandavany ny fangatahako. (Fanoratra koa ny…tohiny
Antoraka: ft.: Enti-milaza fiantsampazana. - t.i.f.: miantoraka, fiantoraka, mpiantoraka f iantorahana, fiantorahana.…tohiny
Antra: o.: Alahelo, fangorahana, fitserana, fihetseham-po te-hamonjy na hanampy: Lehi?ahy be antra iny lasa…tohiny
Antrebotrebony: p.mt.: Foana, tsy misy antony: Novonoina antre botre bon y. tohiny
Antrendry: a.: Zavamaniry fianakavian'ny paimie maniry amin'ny tany mafana ary misy voany fihinana tsara. tohiny
Antsa: a.: Hira fankalazana sy fiderana ny fiandrianan'ny mpanjaka na fihobiana ny mpandresy an'ady avy niantafika.…tohiny
Antsafa: a.: Fanontaniana toepahasalamana na toetoe-javatra: Aorian'ny arahaba no matetika atao ny antsafa. 1…tohiny
Antsafaina: (antsafa) mt. ih. (antsafao): Anontaniana toepahasalamana; anontaniana momba ny zavatra efa fantatra…tohiny
Antsahabeny: a.: Ankabeazany tohiny
Antsaina: (antsa) mt ih (antsao): Anaovana hira fiderana miaraka amin'ny zava-maneno toy ny angaroa...: Noantsaina…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0136