Litera M
Mitatatra: (tatatra) mt. s.: Misy tatatra: Tanimbary lehibe tsy mitatatra no teto taloha ka nahatonga ny anarana…tohiny
Mitatavoka: (tatavoka) mt. s.: Potraka, mianjera mitsotra mivalandotra: Nibolisatra tamin'ny hoditr'akondro izy…tohiny
Mitatitra: (tatitra) mt. s. (mita-tara): Mitondra, mitaona zavatra imbetsaka miverimberina: Indimy nitatitra ilay…tohiny
Mitavana: (tavana) mt. s.: Mikotaba, mihinjakinjaka, mitsinja-pifaliana. 1 Manarampo amin'ny fihinanana.
tohiny
Mitazana: (tazana) mt. s. (mitazàna): Mijery lavitra, mitsinjo: Mitazana ny mpangalatra avy eto am-baravarankely…tohiny
Mitazona: (tazona) mt. P. (mitazdna): Mitana olona na zavatra amin'ny tanana mba tsy hihetsiketsika na hivaha:…tohiny
Mitazotazo: (tazotazo) mt. s.: Miboridana, mihanjaka, fa tsy fiteny afa-tsy amin'ny lehilahy.
tohiny
Mitebiteby: (tebiteby) mt. s. (mitebitebe): Manahy sady matahotra no mitaitay, mihavatravatra: Voalaza fa manatona…tohiny
Mitefaka: (tefaka) mt. s.: Entimilaza zavatra vaky ka mipiaka, na tehamaina mahavoa ka mirefotra.
tohiny
Mitefintefina: (tefintefina) mt. s. (mitefintefena): Basivava, misalovana amin'ny raharahan'ny sasany.
tohiny
Mitefitra: (tefitra) mt. s.: Mieboebo, mihambohambo, miana-kendry na dia amin'ny zava-tsy hay aza.
tohiny
Mitefoka: (tefoka) mt. s.: Mipoaka (toy ny fipoakan'ny basy): Nitefoka ny basy ka taitra ny ankizy. 1 Mirefotra:…tohiny
Mitehaka: (tehaka) mt. s. (mitehafa): Mampikatrokatroka ny felatanana roa ho mariky ny hafaliana: Nitehaka ny…tohiny
Mitehika: (tehika) mt. p. (mitehefa): Mikasika: Tsy mitehi-tany mihitsy ny tongotra indraindray ao anaty fiarambahoaka.…tohiny
Mitehina: (tehina) mt, s. (mitehena): Mitondra tehina: Taloha noheoerina ho fihaingoana fatratra ny mitehina.…tohiny
