Litera M

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Mitemoka: (temoka) mt. s.: Mipetraka eo amorony kely. 1 Mangalatra amim-pahakingana: Nisy nitemoka ilay famantaranandroko…tohiny
Mitemontemona: (temontemona) mt. s.: Mipetraka mininginingina amin'ny voditongotra. tohiny
Mitena: (tena) mt. p. (mitenà): Mitondra na manao isan' andro fitafiana izay tsy tokony hanaovana raha tsy ny…tohiny
Mitenatena: (itena) mt, p. (mitenatenà): Manao itenatena raha miresaka: Aza mitenatena ahy eo ianao fa tsy niady…tohiny
Mitendry: (tendry) mt. s. (mi-tendre): Mikasika zavamaneno mba hamoahany feo: Mahay mitendry valiha ve ianao?…tohiny
Mitentina: (tentina) mt. s. (mitentena): Mihosotra loko mitsipentimpentina: Mitentina mena ny lanitra manga rehefa…tohiny
Miteny: (teny) mt s. na mi,-a. (mitenèna): Mamoaka tan, na "feo misy heviny fanaon' ny olombelona": Efa miteny…tohiny
Mitepo: Mitepotepo (tepo) mt s. (mitepotepoa): Mipaipaika, midondôna moramora, miemponempona: Rehefa marary…tohiny
Miteraka: (teraka) mt. s. (miteràha): Mamoaka avy ao ankibo, mandatsaka an-tany: Iza no anaran'ny reny niteraka…tohiny
Miteronterona: (teronterona) mt s. (miteronterdna): Mipetraka amin'ny toerana avo milingilingy: Aza miteronterona eny…tohiny
Mitery: (tery) mt s. (miterè): Mamotsitra, mamihina tohatr'omby mba hakana ronono: Lasa nitery ombY i Rainikoto.…tohiny
Mitesontesona: (tesontesona) mt. s. (mitesontesàna): Tsy mahalala menatra miteny na manao zavatra amim-pieboeboana.…tohiny
Mitete: (tete) mt. s.: Milatsaka mitsitaitaika toy ny patrakala: Misy rano mitete ao an' efitra. ? Misy loaka…tohiny
Mitetika: (tetika) mt. p. (miteteha): Mandidy na manapatapa-javatra atao madinika: Mitetika hena. • Mieritreritra…tohiny
Mitety: (tety) mt. s. (miteteza): Mandeha manitsaka toerana maro: Mitety faritany maro. • Mamisavisa, milaza…tohiny
Mitevika: (tevika) mt. s.: Mana-na sofina voatevika: Efa mitevika sahady ny zandriny roa uolana. tohiny
Mitevy: (tevy) mt. p.: Mikapa sy mandoro ala mba hambolena; manao tavy: Mitevy ala. tohiny
Miteza: (teza) mt. s. (mitezà): Mijoro mahitsy tsara. tohiny
Mitezitra: (tezitra) mt. p. (mitezera): Mampiseho tsy fahafaliana amin'ny olona iray ka hetsehim-po hamely azy;…tohiny
Mitezotezo: (tezotezo) p.t.: La-va mahia. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0246