Litera M
Misondenda: (sondenda) p. t.: Baka tandroka, somary mankany an-katoka. ? Be tarehy sady petaka.
tohiny
Misondretaka: (sondretaka) mt. s. (misondretaha): Mipetraka miboretaka, mitsivetraka.
tohiny
Misondrotra: (sondrotra) mt. s. (misondrota): Mitombo, mihalava, mihalehibe: Misondrotra haingana ity zanakazo ity…tohiny
Misondrovaka: (sondrouaka) mt. s.: Enti-milaza zavatra voatelina tsy manaraka ny lalan-kanina fa nivoaka any an' orona:…tohiny
Misonenika: (sonenika) mt. s. (misoneneha): Mandihy misosa moramora, tsy mikoropadropaka, milamina sy aradalàna…tohiny
Misonga: Misongasonga (songa) mt. s.: Misokatra kely somary miainga ila; miainga kely ny ilany: Misongasonga…tohiny
Misongadina: (songadina) mt. s.: Miavaka tsara, mivongady. ? Voaenda-damba, miboridana. ¶ M.h.: Mivongady, mivaingana,…tohiny
Misongona: Fisongona, Fisongonana (songona) mt. s.: Mitovy amin'ny man ongona, fanongona, fanongonana.
tohiny
Misongy: (fit.-p,) mt. s.: Entimilaza omby sady mitrongy tany amin'ny tandrony no somary mitrifana ary manainga…tohiny
Misononôka: (sononoka) mt. s.: Mandeha moramora misosa tsy misy manelingelina, misosa miadana toa lakana ambony…tohiny
Misoratra: (soratra) mt. s na p. t. ( misorata): Mandatsaka anarana, manoratra ny anarana: Efa nisoratra omaly…tohiny
Misoritra: (soritra) mt. s.: Misy tsipika miavaka: Nisoritra teny amin'ny handriny ny havizanana.
tohiny
Misoroka: (soroka) mt. p, (misoroha): Manala tany na ahitra amin'ny angady izay asosa hisafosafo ny tany: Antsoy…tohiny
Misorona: (sorona) mt. s. (misorona): Manafina na tsy milaza raha tahiny ka misy kilema mahavoa ny namana nefa…tohiny
Misorona: (sorona) mt. P. (misorona): Mikarakara ny firehetan'ny afo amin'ny fandrosoana kitay ao am-patana: Misorona…tohiny
Misorona: (sorona) mt, s. (misordna): Manao sorona: Nisorona ny ondriny tsara indrindra i Abela.
tohiny
