Ampidiro aloha ny tenimiafina
Litera M
Mitsontsona: (tsontsona) mt. s. na p.t.: Misafosafo (biby) mba tsy hitroarany; manambitamby; mihaotraotra solon'ny…tohiny
Mitsontsorika: (tsontsorika) mt s. (mitsontsoriha): Mandroso midina: Mitsontsorika ny lohan'ny marary. / Mitsontsorika…tohiny
Mitsopaka: (tsopaka) mt. s.:Milentika, miditra lalina: He-no nitsopaka tany anaty no-fo ny benitra. ? Mandroso…tohiny
Mitsopiaka: (tsopiaka) p. t.: Mipendrampendrana.
tohiny
Mitsopitsopy: (tsopitsopy) mt. s. na p. t.: Manome hazavana malefaka; manjavozavo, pahimpahina (maso).
tohiny
Mitsoriaka: (tsoriaka) mitsoriaha): Mikoriana: Mahafinaritra aoka izany ny mijery ny loharano mitsoriaka avy any…tohiny
Mitsorika: na Manorika (tsorika) mt. s. (ity faharoa no fampiasa indrindra): Mikoriana manaraka ny rindrina na…tohiny
Mitsoroaka: (tsoroaka) mt. s.: Maniry tsimoka na taroka lava mahitsy: Efa mitsoroaka ity hazo iray ity. ? Mitombo…tohiny
Mitsorofoka: (tsorofoka) mt. s. (mitsorofoha): Manitsy miditra tampoka, tsy miera na milaza mialoha.
tohiny
Mitsoropaka: mt. s.: Jar. Mitsarapaka.
tohiny
Mitsororika: (tsororika) mt. s. na p. t.: Lava manify mikiraviravy hilatsaka: Mitsororika ny ravin'ny hazoma?aheio.…tohiny
Mitsororoka: (tsorordka) mt. s.: Miraraka avy any ambony ka midina mahitsy ambany (toy ny ranonorana, ranomaso):…tohiny
Mitsotaka: (tsotaka) mt. s.: Miditra ao anaty rano na fotaka: Variana Ikoto nijery ny mpihosy sy nandre ny tongotr'izy…tohiny
Mitsotra: (tsotra) mt. s. (mitsôra): Mandry miampatra, miampatra, mitsingadina, tsy mivonkina: Mitsora ianao fa…tohiny
Mitsotsotsotso: (tsotsotsotso) mt. s. na p.t.: Mamoaka feo toy ny zavatra dorana ka le-mana tampoka: Mitsotsotsotso…tohiny
Mitsovaka: (tsovaka) mt. s.: Main-javatra mahamay ka miendaka ny hoditra ary miseho ny nofo: Nitsouaka ny tongony…tohiny
Mivadiditra: (vadiditra) mt. s. (mivadidira): Miolonolona, mifadiditra: Nivadiditra tamin'ny ranjony ny bibilaua.…tohiny
Mivadika: (vadika) mt. s. (mivadiha): Mampiseho ny ilany na ny lafiny tsy mbola niseho: Efa nivadika ue ireo lamba…tohiny
