Litera M
Mivahavaha: (uàha) mt. s.: Tsy tena mivaha, na mivaha matetika. • Enti-milaza lamba efa tonta ka mitsoaka na miala…tohiny
Mivahiny: (vahiny) mt. s. (mivahinia): Mandeha any antany lavitra ny an'ny tena: Nivahiny tany Eoropa aho tamin'ny…tohiny
Mivahovaho: (uahouaho) mt. s.: Mihararetra: Mivahovaho mafy ity mahantra ity ka a-sa na reraka na mangatsiaka. •…tohiny
Mivaika: (vaika) mt. s.: Teny fampiasa taloha amin'ny basy raha ilay miatrana iny ny fem-basy mba hirehetan'ny…tohiny
Mivaikavaika: (uaikavaika) mt. s.: Mivozavoza, midrahodraho, mitaraiky: Mbà mailaka fa aza dia mivaikauaika toy izao…tohiny
Mivaingana: (vaingana) p. t.: Mivongana ho bontolo makadiry be. • h.o.: Misongadina: Hita mivaingana izao ny hadisoany.…tohiny
Mivaingavainga: (vainga) p.t.: Voadidy vaingany vaventy.
tohiny
Mivakavaka: (vaka) mt, s.: Miakanakana, miambakambaka, miambatrambatra.
tohiny
Mivalahetraka: Mivalaketraka (ualaketraka) mt. s.: Mipetraka tsy misy ahiahy. • Mivarahontsana, tsy mahahetsika.
tohiny
Mivalampatra: (valampatra) mt. s. (mivalampàra): Mandry mitsilany ka mitsotra tanteraka ny tongotra. • Manao izay…tohiny
Mivalana: (vàlana) mt. s. (mivalàna): Midina manaraka ny iva; mandeha midina: Mivalana mianatsimo ny renirano…tohiny
Mivalandotra: (valandbtra) mt. s. (mivalandora): Mandry mitsilany ka mivalampatra ny tongotra sy ny tanana, mitsotra,…tohiny
Mivalangidina: (valangidina) mt. s.: Mianjera, mikodia amin' ny tany. • Rava harena ka mikodingy.
tohiny
Mivalavala: (valavala) mt. s.: Manao vosobosotra mampihomehy.
tohiny
