Litera M
Mivalombalona: (vàlona) mt. s.: Mihetsika toy ny rano tsofin'ny rivotra ka misy mivohitra ary misy lempona: Lamba mivalombalona.…tohiny
Mivalona: (vàlona) mt. s.: Miforitra milamina tsara: E-fa mivalona izao ny lambako ka aza kasihina intsony. •…tohiny
Mivalongana: (valy) mt. s.: Mivongana, mivaingana. • Miantonta.
tohiny
Mivaly: (valy) mt. s.: Misy valiny: Mbola tsy nivaly ihany ny taratasy nalefako tany amtn'ny Minisitry ny Fampianarana.…tohiny
Mivanàka: (vanàka) mt. s. (mivanakà): Mijery toy ny adala, ny vava mitanatana. • Gaga sady taitra tampoka ka mitanatana…tohiny
Mivanavana: (vanavana) mt. s.: Misokatra mitanatana be mihitsy.
tohiny
Mivandambandana: (vandana) p. t. : Mipentimpentina, vangavanga.
tohiny
Mivanditra: (vanditra) mt. s.: Misy mivohitra mitsoriaka lavalava: Nivanditra tamin'ny kapoka nafitsokao azy ny…tohiny
Mivandraka: (vandraka) mt. s. (mivandràha): Mijery amin' ny maso midiridiry sady misokatra be.
tohiny
Mivandravandra: (vandrauandra) mt. s. (mivandravandrà): Mijery amin'ny maso midiridiry feno hatezerana: Niuandrauandra…tohiny
Mivandry: (vandry) mt. p. (mivandria): Mitily, miandry izay hahavoazan'ny vela-pan' drika napetraka.
tohiny
Mivangivangy: (vangy) mt. s.: Mampiseho vangy, mampiseho nify.
tohiny
Mivangongo: (vangongo) mt. s. (mivangongba): Mitangorona miavoavo amin'ny toerana iray: Jereo ireto tantely miuangongo…tohiny
Mivanika: (vanika) mt. s. (mivanikà): Miseho (nify). 4 Marnpiseho nify fa voa ka hany hery ny nify no haseho toa…tohiny
Mivanivany: (vanivany) mt. s. (mivanivania): Mihomehy na mitsiky somary maneso kely.
tohiny
