Litera M
Mitsirakaraka: Mitsirakorako (tsirakaraka, tsirakorako) mt. s.: Misafotofoto, misaritaka: Nitsirakaraka, nitsirakorako…tohiny
Mitsirambina: (tsirambina) mt. s.: Manao tsy amim-pitandremana.
tohiny
Mitsirangaranga: (tsirangaranga) mt, s,: Mitsangantsangana, miranirany etsy sy eroa. * Tsy mitony fa be ahiahy: Tsy natory…tohiny
Mitsiranorano: (tsiranorano) mt. s na p.t.: Mitera-drano, mandranorana, miteraka ivy: Mbola mitsiranorano ihany ny…tohiny
Mitsirara: (tsirà ra) mt. s. (mitsirarà ): Potraka tafandry mitsilany ka ny tongotra sy ny tanana mitsidradraka:…tohiny
Mitsiredareda: (tsiredareda) p. t.: Mitaredretra, mitavozavoza.
tohiny
Mitsirendrena: (tsirendrena) mt. s.: Mivezivezy mankatsy mankaroa toy ny olona mbola rendremana amin'ny torimaso. tohiny
Mitsirendrirendry: (tsirendrirendry) p. t.: Mazava mahajemby.
tohiny
Mitsirenireny: (tsirenireny) mt. s.: Mivoivoy, miriorio.
tohiny
Mitsiretadretaka: (tsiretadretaka) mt. s.: Mietry, miletsy, mikoa, mihotsaka.
tohiny
Mitsirika: (tsirika) mt. P. (mitsiriha): Mizaha mba hijery: Tonga nitsirika an'i Dada teo Rakoto. ? Mandalo mijery:…tohiny
Mitsiririka: (tsiririka) mt. s.: Mifantsitsitra. ? Mivalana miporiatra.
tohiny
Mitsiriritra: (tsiririta) mt. P. (mitsiririta): Maniry fatratra hahazo na hihinana: Aza mitsiriritra fananan'olona,…tohiny
Mitsiry: (tsiry) mt. s.: Mitsimoka: Vao mitsiry ny ahitra ka aza hosenareo toy izao. ? Manomboka ho be: Vao nttsiry…tohiny
Mitsitaitaika: (tsitaitaika) mt. s.: Latsaka tsy misesy fa mielanelana, mitete: Mitsitaitaika izany patrakala izany…tohiny
Mitsitapitapy: (tapitapy) mt. s. na p. t.: Miatoato ny fisiany, mampoelana, hita misy dia tsy misy indray: Loharano…tohiny
Mitsitokotoko: (tokotoko) mt. s. (mitsitokotokoa): Tsy mitamba-be fa miangonangona vitsivitsy ombieny ombieny.
tohiny
Mitsitongatonga: (tsitongatonga) p. t.: Misy ambaratonga toa tohatohatra.
tohiny
