Ampidiro aloha ny tenimiafina
Litera M
Mivezika: (vezika) mt. s.: Mifindrafindra toerana; mande-ha etsy sy eroa ka miverimberina eo hatrany: Nivezivezy…tohiny
Mivezimbezina: (vezina) mt. s.: Mivembèna, mitsivembena; mirondr0na, mirepirepy: Jereo kely ange ity olona mamo fa…tohiny
Mivezina: (vezina) mt. s.: Mirona, miverina amin'ny toerany teo aloha indray: Nahavariana mihitsy ny nahita ny…tohiny
Mivezivezy: (veziuezy) mt. s. (miveziveze): Mandeha ats? sy are, mitotototo mankatsy mankaroa, mivoivoy: Nivezivezy…tohiny
Mivezovezo: (uezouezo) mt. s.: Miady, mitory amin'ny fitsarana.
tohiny
Mividy: (vidy) mt. s. (mividiana): Mandoa vola atao takalon'ny zavatra iray: Mandehana mividy henan-kisoa any…tohiny
Mivihivihy: (vihivihy) mt. s.: Mangovitra, mipararetra no-ho ny hatsiaka: Omeo ahanjo haingana io zaza vao avy nampandroina…tohiny
Mivika: (vika) mt. s.: Mipitsoka, mioritra, folaka: Nianjera i Koto ka nivika ny hato-tongony.
tohiny
Mivikavika: (vikavika) mt. s.: Vita vikavika: Vao miuikauika izy ity ka hanaouanao sahady ver
tohiny
Mivikina: (vikina) mt. s. (miuikina): Mandingana misavoana avo dia mikasika ny tany indray, mitsipika, mitsambikina:…tohiny
Mivikiviky: (vikiviky) mt s. (mivikiuikià): Mamindramailamailaka amim-paharisihana; manao dia maika: Nivikiviky…tohiny
Mivilana: (vilana) mt. s.: Tsy mahitsy tsara fa misompirana: Mivilana ity rindrina ity izany.
tohiny
Mivilavila: (vilavila) mt. s.: Miolikolika: Miuilauila izany soratrao izany fa amboary tsara. ? Miolanolana: Niuika…tohiny
Mivily: (vily) mt. s. (mivilia): Tsy manitsy fa mihodina: Nisy vato be nisakana tao ka uoatery niuily lalana…tohiny
Mivimbina: (vimbina) mt. s. (miuimbina): Mitondra zavatra amin'ny tanana ka tsy dia mananosarotra firy: Nivimbina…tohiny
