Litera M
Mivinitra: (vinitra) mt. s. (mivinira): Tezitra: Nivinitra mafy tamin'ny zanany izy omaly. ? (miaramila) Mijoro…tohiny
Miviniviny: (viniviny) mt. s.: Tezitra; mampiseho hatezerana amin'ny toetran'ny endrika. ? Mihenahena tsy miteny…tohiny
Mivioka: (vioka) mt. s.: Mitsoriaka, midify, mandositra: Niuioka ilay mpangalatra ka tsy tratran'ny fokonolona.…tohiny
Miviroka: na Mivirotra (viroka na virotra) mt. s.: Mifandrirotra, mioritroritra, mivilambilana.
tohiny
Mivitrana: (vitrana) mt. s. (auitrano): Mizaitra ho iray: Lamba mivitrana ity ka lehibe mihitsy. ? Voarindra: Nivitrana…tohiny
Mivivitra: (vivitra) mt. s.: Voaray amin'ny sisiny na amin' ny silany kely; misintontsintona; (teny) voatsongo…tohiny
Mivizana: (vizana) mt. s.: Manao vizana, reraka, trotraka, mitsemboka: Izaho ue no niuizana taminy ka olon-kafa…tohiny
Mivizatra: (vizatra) mt. s.: Miteny olona amin'ny feo mafy na an'avonavona: Aza dia mahery mivizatra toa io ianao…tohiny
Mivoady: (voady) mt. s. (mivoadia): Manao voady: Nivoady hanao fivahiniana masina izy raha sitrana soa aman-tsara.…tohiny
Mivoaka: (voaka) mt. s. (mivoàha): Miala ao an-trano: Tsy niuoaka ny trano aho efa nisy ho hefarana izay. ? Miavela,…tohiny
Mivoantailahy: (voantailahy) mt. s.: Misaraka, mitokana amin'ny maro. ? Kanosa ka mitory ny sasany rehefa voatery.…tohiny
Mivoaramena: (uoara) mt. s.: Manjary mena ohatra ny voankazo masaka ifotony.
tohiny
Mivoatra: (voatra) mit. s. (miuoàra): Milamina: Mivoatra tsara ny bokinao ato en'efitranonao. ? Mandroso, mihatsara:…tohiny
Mivoha: (voha) mt. s. (mivohà): Misokatra, tsy mikatona: Miuoha ny uaravarankety ka miditra ny riuotra madio.…tohiny
Mivohitra: (vohitra) mt. s. (mivohira): Mibontsina, kibotains: Andry mivohitra. ? Mibokitra, mivohon-tsotro: Miuohitra…tohiny
