Litera T
Tsinjaka: a.: Tsambikimbikina. •Dihy rodobe: Miara-mandihy ny lehilahy sy ny vehivavy nefa tsy mifangaro akory…tohiny
Tsinjara: a.: Fizarana zavatra hitsitokotoko, fizarana zavatra efa voasaratsaraka. ? Fivarotan-javatra mitsipotin…tohiny
Tsinjaraina: (tsinjara) mt. ih. (tsinjarao): Zaraina hitsitokotoko; amidy mitsipotika.
tohiny
Tsinjo: a: Sandra hita tsipalotra: Tsinjoko teny an-tsena Rakoto tamin'ilay maizim-bava vilany iny. ~ I{ita…tohiny
Tsinjovina: (tsinjo) mt. ih. (tsinjovy): Jerena avy amin'ny toerana ambony, jerena lavitra: Tsinjovy kely ange iretsy…tohiny
Tsinkafona: ft.: Fihevahevana eny ambony rano fa tsy milentika. - t.i.f.: Atsinkafona, voatsinkafon, tafatsinkafona…tohiny
Tsinkafonkafona: a.: Zavamaniry fahita mihevaheva eny ambony rano (Pistia),
tohiny
Tsinkasina: a.: Fianjerana mitsimbadfmbadika na mikodiadia. - t.i.f.: Atsinkasina, voatainkasina, tafatsinkasina…tohiny
Tsinkerankerana: a.: Karazanjozoro kelikely taho.
tohiny
Tsinombina: a.: Karazam-balala.
tohiny
Tsinona: f.-P.: Fitenin'ny ankizy entiny milaza antony anaovany zavatra iray:Izahay, tsinona, vonoiny ko! aiza…tohiny
Tsinongo: (tsongo) mt. ih, misy tsofoka in: Voatsongo, tsongoina, terena amin'ny hoho: Notsinongon'i Bozy ny zazakely.…tohiny
Tsinongonongona: a.: Bongantany avoavo mitsitokotoko.
tohiny
Tsinontsinona: a. na p.t.: Zavatra tsy misy; tsy fisian-javatra: Nanan izao tontolo izao tamin'ny tsinontsinona Andriamanitra.…tohiny
Tsinontsona: (tsontsona) mt. ih. misy tsofoka in: Voatsontsona, voasafosafo: Notsinontsony ilay saka dia natory teo…tohiny
Tsinoranorana: a.: Karazan' orandranomasina madinika manjamania avelan'ny onja eny amin'ny fasika ka alain' ny olona.…tohiny
