Litera T

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
tolaka: Mihodina na ahodina mihatra amin'ny toerana hafa. Mihilana.tohiny
Tolakitsiny: a.: Fanalana ny te-na amin'ny fiampangana ny hafa. tohiny
Tolàna: a.: Ny hazo ipetrahan' ny lelavaravarana sy irindrinany. * Fiten.: Ny tola-miadidy, ny varavara-miandraikitra:…tohiny
Tolantsika: p.t.: Manao ohatra ny volantsinana, ka ny mivohitra, at? anoloana;hantsika, lantsika. i tif: Atolantsika,…tohiny
Tolatola: a.: Fampihevingevenana ny loha, ny tena; doladola. - t.i.f,: Atolatola, voatolatola, tafatolatola /…tohiny
Tolefika: a.: Hilana, rona, rai-ka. - t.i.f : Mitolefika, fitolefika, mpitolefika. tohiny
Toletsy: a.: Jer. Letsy. tohiny
Tolila: p. t.: Mandringa, tsy marina fipetraka fa lava sy fohy ny tongony ka mitongilana. - t.i.f.: Atolila,…tohiny
Tolitsika: p, t.: Mikolepaka, tsy ampy ila ka mandringa tsy marin-toerana ny vatany. - t.i.f.: Mitolitsika, fitolitsi•…tohiny
Toloho: a.: Karazam-borona dia, izay maneno lavareny. tohiny
Toloko: a.: Tarama, feo mitaraindraina miaraka amin'ny sento am-po na fitserana: "Sentosento mamelovelo, / Ranomaso,…tohiny
Tolokoina: (totoko) nit ih. (totokoy): Tarainina. tohiny
Toloky: a.: Kimokimoka, hehy tazontazonina. - t.i.f.: Mitoloky, fitoloky, mpitoloky. tohiny
Tolomina: (tolona) mt. ih. (tolomy): Bedaina: NotolomindRakoto ilay mpangalatra tratrany. • Hodidinina amin' ny…tohiny
Tolona: a,: Fifampibedana hifandavo; fifandraisana hanao izay hampianjera ny andaniny: Anisan'ny kilatao henjankenjana…tohiny
Tolongo: a: Karazam-boasary makirana lehibe. tohiny
Tolorana: (tototra) mt. pdr. (tolory): Rosoana zavatra omena amin'ny tanana: Totory voninkazo izy. tohiny
Tolotra: a.: Fanomezana orne-na ny mpaka sy ny mpanatitra mpanambady. 1 Fanomezam-panànana (na vitsivitsy aminy…tohiny
Tolotra: a, : Bararata atao amin' ny fanondro na ny ankikely hanantsodiana ny kofehy rehefa mamoly landy, na…tohiny
Tomaboha: a.: Vakim-pitaratra madio. ? Vongam-pitaratra kely miloko isan-karazany, misy boribory, misy lavalava,…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0118