Litera T

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Tohono: (toa hono) a.: Tsaho kely, miely, honohono. tohiny
Tohotra: a.: Tranon-tantely, izany hoe ireo tranotrano misy efitrefitra fametrahan' ny renitantely ny mammy.…tohiny
Tohy: a.: Zavatra anampy zavatra hafa iray mba hahafeno tsara ilay voalohany: Lia-na handre ny tohin'ilay…tohiny
Toina: a.: Valin'antso, valin' ny teny atao averin'ny ako. 1 Manoina, fanoina, mpanoina / anoinana, fanoinana.…tohiny
Tointoina: na Tsitointoina p. mt.: Sandra, sendrasendra: Tointoina no nahitako azy teny an-tsena. tohiny
Tojo: mt.: Mifanena; sehatra: Tojo an-drainao indrindra a-ho teny an-tsena. - t.i.f.: Mifanojo. tohiny
Toka: a.: Fototeny tsy fampiasa. - t.i.f.: Tokavina / mitoka, fitoka, mpitoka / itokana, fitokana. tohiny
Tokàka: p.t.: Mihomehy mitokelakelaka fatratra. •Talanjona, mitampim-bava: Tokàka Ikoto nahita ilay Boeing.…tohiny
Tokalo: a: Fizizoana mangataka tsy an-kijanona, mitaky, mitaraindraina tsy an-Mato. i t. if.: Mitokalo, fitokalo,…tohiny
Tokam-bolana: p, t.: Enti-milaza olona tsy mivadika amin' ny teny nataony, fa reliefa izay dia izay. tohiny
Tokamaso: a.: Olona poa-maso an'ila. tohiny
Tokambany: a.: Karazam-bary izay iray ihany ny vaniny eo anelanelan'ny fakany sy ny salohiny. tohiny
Tokana: p. t.: Iray, anankiray, singana: Andriamanitra dia tokana ary tsy mety ho ma-ro Izy. • Irery, miavaka…tohiny
Tokandia: a.: Biby fandre amin'ny angano izay toy ny songomby, tokana tsy mivaky ny kitrony. tohiny
Tokandilana: o.: Hazo mafy fanaovana zaran'angady (lavalava ary teritery eo afovoany toy ny ravin'ny zahana ny ravin'ny…tohiny
Tokantandroka: a.: Biby lehibe mahatratra 4 metatra ny lavany ary 2 metatra ny haavony, mivelona amin'ny tany be heniheny,…tohiny
Tokantrano: a.: Ny trano iveloman'ny mpivady mitokana tsy miaraka amin'ny ray aman-dreny na ny havana; vady: Efa…tohiny
Tokantranomaso: a,: Firaisamonin'ny lehilahy sy vehivavy izay tsy mpivady ara-dalàna: Manao tokantranomaso. tohiny
Tôkatôka: (Btm) a.: Karazantononkira na tononkalo betsimisaraka mitanisanisa zavatra mifangaro, tsy dia roba mifbtotra…tohiny
Tokavina: (toka) mt. ih. (tokavy): Rarina hahery (amin'ny famoran-jaza) 'na ozonina ho resy (amin'ny fampinomana…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0105