Litera T
Tomamotamo: p. t : Vonivony tanora mahafinaritra, tahaka ny volon'ny tamotamo. 1 tif: Mitomamotamo, fitomamotamo.…tohiny
Tomandavana: p.t.: Lava be mifampitohitohy, avo mitohy vovoka: "Ir? tendrombohitra tomandavana / Soa malomaloka,…tohiny
Tomandeboka: (t. tr,) p.t: Miezinezina.
tohiny
Tomany: (t - om - any) a.: Ranomaso miaraka amin-tsento noho nyalahelo:Atsaharo ny tomany. ? mt.: Mandatsa-dranomaso…tohiny
Tomaratara: sy Tomarataratra p.t.: Mandefa taratra malefaka tsy mba mamono maso, tahaka ny fitaratra tarafin'ny…tohiny
Tomarataratra: p.t.: Jer. Tomaratara.
tohiny
Tomarotaroka: mt: Mandefa taroka vaventy sy betsaka, mandrobona sy vaventy ravi-na: "Itony aviavy tomarotaroka / Maha-te…tohiny
Tombaitra: p.t.: Iharam-pahavoazana lehibe noho ny antony madinika tsy nampoizina. - t.i.f, : Mitombaitra.
tohiny
Tombaka: a.: Ireo vakivakimbola fahizay silaky ny farantsa na ariary ka nampiasaina ho toy ny vola madinika.…tohiny
Tombamboroka: a.: Ireo bainga avadika miaraka amin'ny ahitra eo amboniny rehefa miasa tany vao; ataon'ny olona zezika…tohiny
Tombana: a.: Ny bainga avadiky ny angady amin'ny fiasana ny tany. - F.-p.: Mamaky tombana: mamakivaky ny baingasy…tohiny
Tombana: a.: Faminavinana izay tokony ho vidin'ny zavatra iray: Araka n? hevitrao, ohatrinona no tomban' ity…tohiny
Tombanana: (tombana) mt. ih. (tombano): Asondrom-bidy bebe mba hahazoana tombony ihany na dia efa andatsahana aza…tohiny
Tombina: a.: Fipetrahana maka toerana tsara. • Fahatsarampototra eo amin'izay itoerana. 1 t.if.: Tombenana, atombina,…tohiny
