Litera T
Tomombana: p.t.: Vita tsara tanteraka, lavorary: Tomombana ny fanomananay ka dia hatomboka ny lanonana. - t.i.f.:…tohiny
Tomorina: (tomotra) mt ih. (tomory): Akekezina akaiky dia akaiky: Tomory ny sary raha tsy hitanao mazaua tsara.…tohiny
Tompo: a.: Olona manana fahefana amin'ny hafa ka afaka hampanao azy ny sitrapony sy mibaiko azy: Tompoko angaha…tohiny
Tompoana: (tompo) mt. ih. (tompoy): Enti-milaza hevitra izay tanana mafy aminkiry: Tompoany mafy izany heuitra…tohiny
Tompoina: (tompo) mt. ih. (tompoy): Hajaina izaitsizy sy ekena: Aza tompoina ny vola fa hobaikoiny sy hasainy…tohiny
Tompomenakely: a.: Andriana napetraky ny mpanjaka amin'ny menakely na tany tsy iadidiany mivantana.
tohiny
Tompon-daka: a.: Teny entimilaza izay voalohany amin' ny karazan-daolao nifaninanan'ny maso nandritra ny taona: baolina,…tohiny
Tompondrano: a.: Karazam-bibilava malama hoditra mpitoetra amin'ny petsapetsa; mety hahatratra hatramin' ny refy…tohiny
Tompontany: a.: Karazam-bibilava mitovitovy amin'ny tompondrano ihany saingy mena ny tapaky ny rambony; karazana…tohiny
Tona: sy Dona a.: Bibilava lehibe mpandeha amin'ny alfna sy amin'ny toerana maizimaizina. ? Amalombandana.…tohiny
Tonafana: (tonaka) mt. ih. (tonafy): Tsoforana dona-tsetroka: Notonafana ilay biby ka nivoaka ny lauany.
tohiny
Tonaka: p.t.: Teny miaraka mandrakariva amin'ny "ilay" na "ikala", ka entina milaza olon-dratsy tsy vanona na…tohiny
Tonaka: a: Fanatsoforana dona-tsetroka hampivoaka ny biby avy ao an-davany na izay itoerany; vono atao, fikapohana.…tohiny
Tonàka: p.t.: Fatra-pipetra-potsiny tsy manao na inona na inona; mpidonana-poana. i t.i.f.: Atonàka j mitonàka,…tohiny
Tonàna: p.t.: Midonanaka, mipetrapetra-poana ary adaladala tsy ampiampy saina. Q M,h.: Manohon-tanana.
tohiny
Tonantonana: a.: Mitsikamokamo, mivarora-dava, midonana-poana. ? Fivezivezena foana tsy misy antony; fahatongavana…tohiny
