Litera T
Tohatohatra: a.: Aretina tampoka mandalo.
tohiny
Tohatra: a.: Fandehanana vita ambaratonga mitohitohy mba hahazoana miakatra sy midina: Nidina ny tohatra indrindra…tohiny
Tohatra: p. t. na mt. P. ft.: Sendra, tojo, mifanena amy...: Tohatra azy indrindra aho teny an-tsena ka akory…tohiny
Tohenjy: a.: Fanaovana kivazivazy na sangisangy ratsy, fikarenjirenjena. - t.i.f.: Mitohenjy.
tohiny
Tohifina: (tohika) mt. ih. (tohifo): Anaovana di-doha. 1 Toherina amin-kiry: Notohifiny izaitsizy aho.
tohiny
Tohika: a.: Di-doha, kiry hanao araka ny heviny ihany: Be tohika Rangahy io ka tsy azo 951 iadian-kevitra. 6…tohiny
Tohina: p.t.: Voadona malemy dia malemy, voakasika kely foana: Tohina fotsiny ilay tauim-boninkazo dia nianjera.…tohiny
Tohinjaka: p. t.: Mihetsiketsika, manonjanonja (mifanahatahaka amin'ny fihetsiky ny olona mitoto vary). - t.i.f.:…tohiny
Tohitra: a.: Fampisehona kiry tsy hanaraka. - t.i.f.: Toherina, atohitra, voatohitra / manohitra, fanohitra,…tohiny
Tohizana: (tohy) mt. pdr. (tohizo): Asiana zavatra tohiny, ka misy teny famenony mandrakariva eo aorianany: Hotohizana…tohiny
Tohizina: (tohy) mt. ih. (tohizo): Tsy vita fa mbola misy tohiny: Hotohizina rahampitso ny resatsika. / Mbola…tohiny
Toho: a.: Karazana hazandrano kely fisaka ny lohany ary tsisy taolana firy. • F.-p.: Mason-toho: ilazana ny…tohiny
Tohodrano: (tohoka rano) a.: Karazana fefiloha natao hanohoka na hanampina rano mandeha ka mahatonga ny rano hihandrona…tohiny
