Litera T
Tomboazily: (t. tr.) p.t.: Botrefona, dongadonga.
tohiny
Tombohana: (tornboka) mt. ih. (tombohy): Ampangaina tsy marina, endrikendrehina: Nandalo teo anoloan'ny tranony…tohiny
Tombohina: (tomboka) mt. ih. (tombohy): Trandrahina amin'ny angady: Raha tianao hisy vodiny lehibe ny mangahazo,…tohiny
Tombohina: (tomboka) mt. ih. (tombohy): Petahana kase (fitomboka); petahana ma- rika amin'ny vy mahamay: Tombohy…tohiny
Tomboka: a.: Fandentehana angady amin'ny tany; fanapahana (biby na ahitra) main' ny angady; famelezana aminjava-maranitra.…tohiny
Tomboka: a.: Fiandohan'asa, fanaovan-javatra voalohany, fisantarana amin'izay atao. - t.i.f.: Atomboka, voatomboka,…tohiny
Tomboka: Tombotomboka a.: Fiampangana olona amin-javatra tsy nataony, endrikendrika tsy marina: Tokony hofadina…tohiny
Tomboka: a.: Fametahana kase amin'ny taratasy, fametahana marika amin-javatra:Tombo-kase; tombo-kauatsa. - t.i.f.:…tohiny
Tomboka: a.: Bibikely mamorivory fotsy ao anatin'ny ranon'ando maraina izay heverin'ny olona ho mahatonga vay…tohiny
Tombokavatsa: a.: Tomboka na marika maitso manga ataon'ny olona amin'ny tarehiny na ny sandriny voasokitra ao anaty…tohiny
TombolĂ : (fr. tombola) a.: Karazana loteria (jereo lo teny io), saingy ny loka azo aminy dia zavatra lalandava.…tohiny
Tombombarotra: a.: Vola tadiavina ho azo ambonin'ny masonkarena rehefa mivarojavatra.
tohiny
Tomefy: p.t.: Matevina, mikitroka: Tomefy ny orana. ? Rakotra, fenobambaray:TomefY olona ny kianja.
tohiny
Tomika: p. t.: Bangs, tsy ampy, tsy efa, tsy ary fomba (fampissa indrindra miaraka amin'ny hoe: "tsy misy"):…tohiny
