Ampidiro aloha ny tenimiafina
Litera T
Tongavina: (tonga) mt. ih. (tongauy na tongavo): Entimilaza, rehefa miady varotra zavatra, ny vidiny izay tian'…tohiny
Tongika: a.: Teny ilazana tohizan-doham-balala, na rehefa mety ho tohizan-javatra boribory ka mifanety. ? : amoretana,…tohiny
Tongilana: p.t: Tsy mipetraka marina tsara ka mirona amin' ny ilany iray. • h.o,: Voatarika amin'ny ratsy, miangatra.…tohiny
Tongilanina: (tongilana) mt, ih.: Atao mitongilana.
tohiny
Tongo-dovia: a.: Fomba fijoro amin'ny tongotra an'ila fotsiny ihany, izany hoe ny tongotra iray mijoro, ny ilany…tohiny
Tongoa: a.: Zavatra mitaingina eo ambonin'ny tena izy. ? Teny nilazana ny trafon'omby fahiny. 1 Tatao na fanampy.…tohiny
Tongoamihonkona: a.:Tenyenti-milaza ny vodihena, ny isam-pangady, ny hasina, ny, variraiventy isan'olo-miaina, ny haren'ny…tohiny
Tongoavana: (tongoa) mt, pdr. (tongoauo): Ampiana, asiana zavatra mitatao eo ambony: Tongoavo anentany telo ireto…tohiny
Tongoavina: (tongoa) mt. ih. (tongoavy): Anampy: Ariary telo monja no notongoaviny tamin'ny karamako kanefa raharaha…tohiny
Tongobalady: a: Tongo-malady na olona faingam-pandeha (tenY fahita amin'ny angano ).
tohiny
Tongobolo: a.: Fitoeram-paraky (avy amin'ny teny hoe: tongotra sy volo satria tamin'ny tongotra na vodin' ny volo…tohiny
Tongolo: a.: Karazan'anana maherihery fofona fanao fangaron-daoka ka manome tsiro tsara somary masiatsiaka; misy…tohiny
Tongomby: a.: Enti-milaza ny fivikinana atao rehefa te hianjera amin'olona na zavatra ka ny tongotra no alefa…tohiny
Tongona: a: Bainga avovona eny an-tanfmbary. • Tongom-bato: vato asavovon'ny mpandalo eny amoron-dalana ho fanatanteraham-boady…tohiny
Tongorondambo: a.: Karazan' ahitra (karazana Chlorophytum).
tohiny
Tongotakotra: a.: Fitoeran-jiro taloha natao tamin'ny tongotry ny takotra, izay tsy inona fa ilay vozona takotra tanimanga…tohiny
