Litera T
Tondra: ft.: Famindrana toerana zavatra entina miaraka amin'ny tena. - t.i.f.: Mitondra, fitondra, mpitondra…tohiny
Tondrahana: (tondraka) mt, ih. na mt. pdr. (tondrahy): Enti-milaza ny voly rarahana rano mba haniry tsara: Tondrahy…tohiny
Tondraka: p. t. : Enti-milaza ny rano mitombo na misondrotra be dia be ka mihoatra ny fefy na ny morondrano: Tondraka…tohiny
Tondrantondrana: p.t.: Mpitavozavoza, tsy mba kinga na mailaka. i tif: Mitondrantondrana, fitondrantondrana, mpitondrantondrana.…tohiny
Tondrendrena: p. t. : Matoritory, tsikamokamo, toredretra. i t. if.: Mitondrendrena, fitondrendrena, mpitondrendrena.…tohiny
Tondritana: (tondritra) mt. ih. (tondrito): Enti-milaza izay anatodihana zavatra iray, anolahana hadisoana.
tohiny
Tondritra: na Tondrotra a.: Fivonkonan'ny lamosina rehefa mipetraka ka toa tafahoatra mivoaka any ivelany ny fipetrahana;…tohiny
Tondro: a.: Fanondro: Ny rantsantanana manarakaraka ny ankibe no atao hoe Tondro. 1 Fanondroana: Mahasosotra…tohiny
Tondroina: (tondro) mt. ih. (tondroy): Amhara amin'ny fanondro, na ilay olona na zavatra, na ny misy azy: Notondroina…tohiny
Tondromanga: a.: Hazo amin' ny loharindrina mananty ny sokina.
tohiny
Tondrontondrona: a.: Jer. Tondrantondrana.
tohiny
Tonendrina: p, t.: Adaladala, miraikiraiky. - t.i.f.: Mitonendrina, fitonendrina, mpitonendrina j tonendrinendrina.…tohiny
Tonery: a.: Zavatra lanjaina amin'ny hazo sahala amin'ny tehina ka ny ilan'ny hazo ao an-damosina ihany no misy…tohiny
Tonga: Misia telo lahy hanampy ahy rahampitso. - F.-p.: Misia ange tsy tonga e: fameperana fatratra mba samy…tohiny
Tonga: mt. s.: Mby eo amin' ny to:rana iray naleha: Tonga tany Antsirabe tamin'ny sivy i dadatoa • Manjary:…tohiny
