Litera t
Tsingidina: a.: Fianjerana mikodiadia, fionganana. Mitsfngidina.
tohiny
Tsingilahila: ft.: Enti-milaza toetran'ny zavatra tsy marintoerana na tsy mahazo toerana tsara ka mivembena na mirondrona…tohiny
Tsingina: a.: Fampitohizana vifotsy na fanampenana vifotsy loaka amin'ny firaka na zavatra hafa toy hy solohoto…tohiny
Tsingina: a.: Fandraisan-javatra amin'ny loha rantsan-tanana fotsiny. i Lit: Tsinginina, atsingina, voatsingina…tohiny
Tsinginana: (tsingina) mt. pdr. (tsingino): Petahana firaka mahamay mba hitohizany, na mba ho tampina ny loaka.…tohiny
Tsinginina: (tsingina) mt. ih. (tsingino): Raisina amin'ny loha rantsana fotsiny: Tsingino tsara ny takotra fa misy…tohiny
Tsingirihiry: a. : Karazan'ahitra.
tohiny
Tsingoana: ft.: Toetran'ny zavatra mianiera ka ny ambony lasa ambany. - t.i.f.: Atsingoana, voatsingoana, tafatsingoana…tohiny
Tsingodongodona: a.: Karazanjavamaniry.
tohiny
Tsingolobatita: a.: Karazan-dalao fanaon'ny ankizy: ny lohany ataony ambany ary ny tongony ambony. ---ta
tohiny
Tsingoloka: a.: Tsimbadika ka ny loha no lasa ambany ary ny tongotra kosa no lasa ambony; filam-baniny hikendrena…tohiny
Tsingovihovy: a.: Anarana hafa ilazana ny sarisarimbomanga (Conuoluulus).
tohiny
Tsingozahoza: p. t.: Reraka zara raha afa-mamindra. - t.i.f.: Mitsingozahoza, fitsingozahoza, mpitsingozahoza / itsingozahozana,…tohiny
Tsingy: a.: Tendrony. - Tsingim-bato: vato mivohitra noho ny namany eny an-kavoana. / Tsingimbody: ilay nofo…tohiny
Tsinina: (tsiny) mt. ih. (tsinio): Omena tsiny, lazaina ho diso: Aza tsinfna izy noho ny tsy fahalalany. ? Kianina,…tohiny
Tsininganingana: p.t.: Mipelipelika. - t.i.f.: Tafatsininganingana I mitsininganingana, fitsininganingana, mpitsininganingana…tohiny
