Litera t

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Tsintsana: p.t.: Manify: Tsintsa-molotra io zaxa io. ? Mailaka, kinga. tohiny
Tsintsina: a: Karazam-boronkely mitovitovy bika amin' ny fody fa kely kokoa. - Kely ohatra ny taintsina: kely dia…tohiny
Tsintsina: a.: Fitondrana zavatra kely sady maivana amin' ny tanana an'ila. - t.i.f : Tsintsinina, voat sin-t sina…tohiny
Tsintsindrana: ft.: Toetran'ny zavatra lava izay mihoatra na manivaka amin'ny namany iray laharana aminy. - t.i.f.:…tohiny
Tsintsinina: (taintsina) mt. ih. (tsintsino): Aingaina amin' ny tanna an'ila fotsiny: Notsintsininy ny fitafiany…tohiny
Tsiny: a.: Fanamelohan'ny mpiara-monina noho ny hadisoana nataon'ny tena taminy: Nahazo tsiny tamin'ny rainy…tohiny
Tsiny: a.: Fanamafisana vy amin'ny fanampiana na fanofanana azy: Tsy tsara tsiny ity angadinao ity, Rabe. -…tohiny
Tsiofina: (tsioka) mt. ih. (tsiofy): Enti-milaza ny toerana itsofan'ny rivotra. tohiny
Tsioka: a.: Fifofon-drivotra na rano malefaka ary mitsoka moramora: Tsio-drivotra; tsio-drano. - t.i.f.: Tsiofina,…tohiny
Tsiombiomby: Kilalao misy olona atao solon'omby manoto; kiombiomby. tohiny
Tsiomeroa: a.: Karazan'akondro vaventy be sady lava ny voany ka nahatonga ny anarany (tsy omena roa indray homana).…tohiny
Tsiontsiona: Mitovy amin'ny Siontsiona. tohiny
Tsiontsiona: a.: Karazan'ahitra (jer. Antsointsoina). tohiny
Tsiota: (fit,-p.) p.i.: Enina. tohiny
Tsiotsiory: a.: Karazan-trano mora vita nefa mateza (avy amin'izany no nahatonga ny anaran y: fitsitsiana natao…tohiny
Tsipahina: (tsipaka) mt. ih. (tsipaho): Dakana: Notsipahiny ny rahalahiny. ? Atosika amin'ny tongotra: Tsipahiny…tohiny
Tsipaka: a.: Fandakana; fanoherana amin'ny tongotra; fanoherana, fandavana. - t.i.f.: Tsipahina, voatsipaka,…tohiny
Tsipalapala: na Tsipalapalaka: Mitovy amin'ny Palapala. tohiny
Tsipaloka: a.: Jer. Tsipalotra. tohiny
Tsipalotra: a.: Hita mandalo vetivety, hita sendrasendra, tsy nampoizina; tsikaritra: Tsipaiotro teny an-tsena i…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0221