Litera a

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Arebaka: (rebaka) mt. fit.: Enti-milaza ny akanjo entina mirebaka, na mihaingo. tohiny
Arebaka: (rebaka) mt, fit.: Enti-milaza izay mahatonga ho rebaka, ho reraka. tohiny
Arebareba: (rebareba) mt. cit.; (arebarebao): Atao mirebareba, mitaritarika ila hikasika ny tany. tohiny
Arebireby: (rebireby) mt, at. (arebirebeo): Avezika atsy avezika aroa: Narebirebin-d-Rakoto ny zanany. ~ Adalaina,…tohiny
Areboka: (reboka) mt, fit. (arebohy): Enti-milaza izay zavatra hanina an-kisesy, abosibosika; atao be am-bosika,…tohiny
Aredaka: (redaka) mt, at (aredaho): Atao miredaka, midedaka, midedadeda. tohiny
Aredareda: (redareda) mt, at. (aredaredao): Atao miredareda, mirehitra misy lelafo be. tohiny
Arediredy: (rediredy) mt, at, arediredeo): Asaina mirediredy, miteniteny foana. tohiny
Aredona: (redona) mt. at. (aredony): Atao miredona tsara; atao indray miaraka tsars. tohiny
Arefaka: (refaka) mt, at. (arefaho): Atao mitaritarika mifaf a amin'ny tany. tohiny
Arefarefa: (refarefa) mt, at. (arefarefao): Atao mitaritarika amin'ny tany: Aza arefarefa ny lambanao. tohiny
Arefotra: (refotra) mt. at. (arefoty): Apoaka, atefoka. tohiny
Arefy: (refy) mt, fit. (arefeso): Entina mandrefy, ampiasaina mba handrefesana. tohiny
Arehitra: (rehitra) mt. at. (areheto): Atao mirehitra, atao misy lelafo: Aza arehitra ny jiro fa mbola mazava.…tohiny
Arehoka: (rehoka) mt. at, (arehofy): Aloa ka atsipy amin' ny tany: Nikohaka izy dia ra velona izao no narehony.…tohiny
Aremarema: (remarema) mt. at. (aremaremao): (akanjo malalaka) Entina mianjaika. tohiny
Arendrarendra: (rendrarendra) mt. at, (arendrarendrao): A-sehoseho amim-pireharehana. tohiny
Arendrena: (rendrena) mt. at. (arendreno): Asaina mande-ha etsy sy eroa, avezivezy, avoivoy. tohiny
Arendrika: (rendrika) mt. at. (arendreho): Alatsaka ao anaty rano mba ho difotra: A-leo narendrika ilay sambo sa-tria…tohiny
Arendrirendry: (rendrirendry) mt. at. (arendrirendreo): A-tao tonga jemby, jambena. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0161