Litera a

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Arahana: (rahana) mt. at. (arahano): Atao mangotraka, mandevy, miketrika. tohiny
Arahina: (araka) mt, ih. (ara-ho): Iarahana mandeha avy eo aoriana, zohina: Narahin' ilay alika kely hatrany…tohiny
Arahona: (rahona) mt. fit. (arahony): Entina mandrahona. tohiny
Araika: (raika) mt, at. (araikeo, na areho): Arona, atongilana, atao mihilana fa tsy mijoro mahitsy: Aza araika…tohiny
Araikiraiky: (raikiraiky) mi; at. (araikiraikeo): Adaladalaina: Naraikiraikiny ny zana-dRakoto ka lasa nanaraka azy…tohiny
Araikitra: (raikitra) mt. at. (araiketo): Apetaka mba tsy hiala, tsy hihetsiketsika: A-raiketo amin'ny rindrina…tohiny
Araingitra: (raingitra) mt. at. (araingeto): Asaina entina. tohiny
Araingy: (raingy) mt, fit. (araingeo): Ampiasaina mba hahazoana afo, tohiny
Arajaraja: (rajaraja) mt. at. (argiarajao): Atao avo, manerinerina. tohiny
Araka: ft.: milaza fiarahana, firaisan-kevitra, firindrana amin'izay atao, fitakiana zavatra sy fanaraha-maso,…tohiny
Araka: ppk.: Enti-milaza fifanarahana, fifandraikana amin-javatra iray, fitovitoviana: Vonona hanao araka ny…tohiny
Arakarâka: (rakaraka) mt. at. (arakarakao): Ahaha ka atao toa misaritaka: Aza arakaraka toy izao ny volonao. tohiny
Arakaraka: ppk.: Mifanentana amin'ny: Tokony hatao arakaraka ny fidiran'ny vola ny fandaniana azy. a Arakaraka…tohiny
Arakorako: (rakorako) mt. at. (arakorakoY ): 07010) Mao mirakorako, tsy hogoina na bangoina na randranina. tohiny
Arakotra: (rakotra) mt. fit (arakofy): Entina mandrakotra: Bodofotsy roa arakotra azy fa manavy mihararetra izy.…tohiny
Arambo: (rambo) mt. at. (aramboy): Izay atao tovana mirefarefa na somotraviaviny: Inona no harambo ity akanjolava…tohiny
Arampandrotra: a Zavamaniry ampiasaina ho fanalefahana sy fampitoniana ny maharary. (Cynodon dactylon). tohiny
Arana: ft,: milaza fanaovana izay tiana, i t. i f : Aranina, aranana, voarana ) manarana, fanarana, mpanarana…tohiny
Aranana: na Aranina (arana) mt ih. (arano): Enti-milaza olona avala ho afa-po na afadiana amin'izay tiany, avala…tohiny
Arandrana: (randrana) mt, fit. (arandrano): Entina mandrandrana na manamboatra ny volo toy ny vita rary. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0134