Litera a
Ariorio: (riorio) mt. at. (arioriouy): Avala hirenireny; asaina mandeha atsy mandeha axoa: Narioriony be ihany…tohiny
Aripaka: (ripaka) mt. at. (aripaho): Azera, asiana ka betsaka no voa, maty: Betsaka ny trano naripaky ny tondradrano…tohiny
Arira: a: Karazan'angano azo heverina ho nisy fototra marina tany am-boalohany fa e-fa nova be ihany ka tsy…tohiny
Arisarisa: (risarisa) mt. at. (arisarisao): Atao mitaredretra, lazoina, arirarira; Narisarisany teny ny raharaha,…tohiny
Arisika: (risika) mt. at (arisiho): Atao tonga marisika, mazoto; atao izay hananana zotom-po: Arisiho amin'ny…tohiny
Aritera: (fr. artère) a: Lalandra mitondra ny ra avy ao amin' ny fo mba hiely eran'ny te-na; mena ny ra ao anatiny.…tohiny
Aritra: mt, ih. ft.: Zaka, lefitra, toha: Tsy aritro intsony ny ataon'ny mpampiasa ahy ka hiala aho. - t.i.f.:…tohiny
Arivo: p.i.: Zato impolo (1000) Hi.: Be dia be tsy hita isa: Maso ariuo no indray nifantoka teny amiko ka saika…tohiny
Arivolahy: a.: Karazana voatavomonta kely misy tenda ary lohany kely indray eo ambonin'io, fanaon'ny Ntaolo fitoera-menaka…tohiny
Armonia: (fr. harmonium) a: Zavamaneno misY fitendrena tsindriana amin'ny rantsantanana izay mamoaka feo sa-tria…tohiny
Aro: a: Izay rehetra entina mitandrina tsy ho voa, tsy ho simba: Aron'akanjo. / Tandroka aron'ny uozona /…tohiny
Aroa: p.mt,: Milaza toerana somary lavidavitra izay tsy hita fa takona: Hadio aroa andrefandrefana aroa fa…tohiny
Aroandroana: (roandroana) mt. at.: Atao tonga miadana, sambatra.
tohiny
