Litera a

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Apostoly: (lat. apostolus) a.: I-reo mpianatry ny Tompo roa ambin'ny folo. tohiny
Apotikana: (potikana) mt. at. (apotikano): Asaina mipatikana, mihataka tsisy mahita. tohiny
Apotraka: (potraka) mt. at. (apotrahy na apotraho): Azera, aongana. tohiny
Apotsaka: (potsaka) mt. at. (apotsahy na apotsaho): Alana, esorina hiala amin'ny toerany: Apotsaka ny maso mba…tohiny
Apotsiatra: (potsiatra) mt. at. (apotsiaro): Avoaka atao mifantsitstra:Nitso-drano anay i Dadabe ka toy izao no…tohiny
Apotsitra: (potsitra) mt. fit. (apotsiro): Entina mamotsitra, mamaky (na vay izanY, ohatra, na zavatra afenina).…tohiny
Apy: (py) mt. at. (apizo); apipy (apipizo): Akimpikimpy: Aza apipy ohatra izao ny masonao, tohiny
Arabaka: (rabaka) mt. at. (arabaho): Atsofotsofoka aminkasahiana. tohiny
Arabaraba: (rabaraba) mt. at. (arabarabao): Asaina manao tsy am-piheverana. tohiny
Arabe: a.: Lalana lehibe. - F,-p:Manaraka ny arabe: Enti-milaza asa be dia be. tohiny
Arabo: (fr. Arabe) a,: Ny firenena monina amin'ny tanin' i Arabia (Arabia Saodita, Yemenina, Omanina, Koeity,…tohiny
Aradarada: (radarada) mt. at. (aradaradao): Asaina miradarada, avala hiradarada, hirediredy. tohiny
Arado: (rado) mt. fit. (aradoy): Enti-milaza ny rado entina mampihaingo, ampanaovina ny olona: Ilay vakana…tohiny
Aradraradraina: (radraradra) mt, at. (aradraradrao): Antsointsoina, lelalelaina: Aradraradraina hatraiza hatraiza ankehitriny…tohiny
Arafana: a: Fisotro karazan'ny betsabetsa. tohiny
Arafandrafana: (rafandrafana) mt. at. (arafandrafano): Taitairina, atao mivadi-po. tohiny
Arafitra: (rafitra) mt. at. (arafeto): Araikitra, ampiadina, apetaka. tohiny
Arafy: a.: Zavamaniry mampanolatra fery ny hodiny rehefa avy tenehina (Commiphora arafy)• tohiny
Arahaba: a.: Fomba anehoana ny fanajana olona raha vao mifankahita aminy voalohany: Raha vao vita ny arahaba…tohiny
Arahabaina: (arahaba) mt. ih. arahabao): Tolorana arahaba: Arahabao ny olon-dehibe fantatrareo, rankizy. ~ Deraina:…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0168