Litera a
Aranga: (ranga) mt, at. (arangao): Aingaina, ampakarina ambony (tanana, sofina, maso, fiadiana....): Basy atifikavana…tohiny
Arangoaika: (Tan) a: Karazankazo madinidinika famonoana bibikely, toy ny parasy, moka, sns...(Mundulea grandidieri).…tohiny
Arangotra: (rangotra) mt, fit. (arangoty): Entina mandrangotra, mandratra na manakiaka amin'ny hoho.
tohiny
Aranina: (arana) mt. ih. (ara-no): Atao izay sitra-pony sy izay tiany: Aranin'ny ray aman-dreniny loatra io zaza…tohiny
Arantiranty: (rantirantY) mt. at. (arantirantio): Aseho ho hita tsara, miharihary. 1 A-tao amin'ny toerana avo ho…tohiny
Araoka: (raoka) mt, fit. (araofy): Entina mandraoka, manangona: Ity harona ity araoka ireo tsaramaso raraka…tohiny
Araotra: (raotra) mt. fit. (araoty): Entina miraotra, miraoka ahitra, na manongotra, manorotra.
tohiny
Arapaka: (rapaka) mt, at. (arapaho): Hanina avy hatrany dia any am-bava: Tsy tratra, narapak'ilay alika ilay…tohiny
Araparapa: (raparapa) mt. at. (araparapao): Asaina mamindra na mandeha tsy mahita izay hodiavina fa mitsapatsapa:…tohiny
Arara: a.: Laingalainga somary atao vazivazy mampihomehy hanambakana na hifetsena. ΒΆ M.h.: Hatsikana.
tohiny
Araraka: (raraka) mt. at. (araraho): Alatsaka, akorotsaka, aely, ariana: Nararany teo antokonana ny rano tao…tohiny
Arasa: (rasa) mt, fit. (arasao): Entina mandrasa, mandidy na mitetika (hena...): It? ve ny antsy narasanao…tohiny
Aravaka: (ravaka) mt. fit. (aravaho): Entina mandravaka: Raozy sy lisy aravaka ny latabatra hisakafoan'ny mpanambady.…tohiny
Araviravy: (raviravy) mt. at. (araviravbzo): Ahantona eo ambony, akirazorazo: Aza araviravy eo ireo lamba ireo.…tohiny
